Taha · 69/135
Fandikana Fanononana — Taha
وَأَلْقِ مَا فِي يَمِينِكَ تَلْقَفْ مَا صَنَعُوا ۖ إِنَّمَا صَنَعُوا كَيْدُ سَاحِرٍ ۖ وَلَا يُفْلِحُ السَّاحِرُ حَيْثُ أَتَىٰ ٦٩
Transliteration
Wa alqi maa fee yamee nika talqaf maa sana`oo; innamaa sana`oo kaidu saahir; wa laa yuflihus saahiru haisu ataa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary atsipazo izay eo amin’ny tànanao havanana, hitelina izay namboarin’izy ireo izany. Tena marina fa izay namboarin’izy ireo dia hevi-petsin’ny mpanao majika. Ary ny mpanao majika dia tsy ahita fahombiazana n'aiza n'aiza misy azy.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 67-71 — Taha
67فَأَوْجَسَ فِي نَفْسِهِ خِيفَةً مُّوسَىٰ
Ka nahatsiaro nisy tahotra ihany i Mosa tao amin’ny tenany.
68قُلْنَا لَا تَخَفْ إِنَّكَ أَنتَ الْأَعْلَىٰ
Dia niteny Taminy Izahay ka nanao hoe : “ Aza matahotra ! Fa Ianao no ambony indrindra ”.
69وَأَلْقِ مَا فِي يَمِينِكَ تَلْقَفْ مَا صَنَعُوا ۖ إِنَّمَا صَنَعُوا كَيْدُ سَاحِرٍ ۖ وَلَا يُفْلِحُ السَّاحِرُ حَيْثُ أَتَىٰ
Ary atsipazo izay eo amin’ny tànanao havanana, hitelina izay namboarin’izy ireo izany. Tena marina fa izay namboarin’izy ireo dia hevi-petsin’ny mpanao majika. Ary ny mpanao majika dia tsy ahita fahombiazana n'aiza n'aiza misy azy.
70فَأُلْقِيَ السَّحَرَةُ سُجَّدًا قَالُوا آمَنَّا بِرَبِّ هَارُونَ وَمُوسَىٰ
Indro fa niantoraka ka niankohoka ireo mpanao majika, sady niteny nanao hoe : “ Mino ny Tompon’i Harona sy Mosa Izahay ”.
71قَالَ آمَنتُمْ لَهُ قَبْلَ أَنْ آذَنَ لَكُمْ ۖ إِنَّهُ لَكَبِيرُكُمُ الَّذِي عَلَّمَكُمُ السِّحْرَ ۖ فَلَأُقَطِّعَنَّ أَيْدِيَكُمْ وَأَرْجُلَكُم مِّنْ خِلَافٍ وَلَأُصَلِّبَنَّكُمْ فِي جُذُوعِ النَّخْلِ وَلَتَعْلَمُنَّ أَيُّنَا أَشَدُّ عَذَابًا وَأَبْقَىٰ
Niteny i Faraona ka nanao hoe :“ Nino azy ve Ianareo alohan’ny hanomezako alàlana Anareo ? Tena marina fa Izy no tena lehibenareo izay nampianatra Anareo ny majika. Noho izany, dia tena ho tapatapahiko ny tànanareo sy ny tongotrareo mifanohitra amin’ny andaniny avy, avy eo dia hofantsihiko amin’ireo vatan-kazo palma Ianareo,ka ho fantatrareo, iza no tena mafy famaizana indrindra Amintsika sy aharitra kokoa ”.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
69Andininy
Fandikana — Taha 69
Surah Taha Andininy 69 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary atsipazo izay eo amin’ny tànanao havanana, hitelina izay namboarin’izy…Surah Andininy 69/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 67–71. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








