Taha · 85/135
Fandikana Fanononana — Taha
قَالَ فَإِنَّا قَدْ فَتَنَّا قَوْمَكَ مِن بَعْدِكَ وَأَضَلَّهُمُ السَّامِرِيُّ ٨٥
Transliteration
Qaala fa innaa qad fatannaa qawmaka mim ba`dika wa adallahumus Saamiriyy
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Hoy Allah : “Nosedrainay tokoa ny vahoakanao, taorian’ny nandehananao. Ka noverezin’i Samiri làlana izy ireo, (tamin’ny nitarihiny azy ireo, hanompo ilay zanak’omby volamena)
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 83-87 — Taha
83۞ وَمَا أَعْجَلَكَ عَن قَوْمِكَ يَا مُوسَىٰ
“Fa inona ry Mosa no nahamaika Anao hiala ny vahoakanao ? ”
84قَالَ هُمْ أُولَاءِ عَلَىٰ أَثَرِي وَعَجِلْتُ إِلَيْكَ رَبِّ لِتَرْضَىٰ
Niteny i Mosa ka nanao hoe : “ Izy ireo dia nanara-dia Ahy. Ary nanafaingana ny diako aty Aminao Aho, mba hankasitrahanao.
85قَالَ فَإِنَّا قَدْ فَتَنَّا قَوْمَكَ مِن بَعْدِكَ وَأَضَلَّهُمُ السَّامِرِيُّ
Hoy Allah : “Nosedrainay tokoa ny vahoakanao, taorian’ny nandehananao. Ka noverezin’i Samiri làlana izy ireo, (tamin’ny nitarihiny azy ireo, hanompo ilay zanak’omby volamena)
86فَرَجَعَ مُوسَىٰ إِلَىٰ قَوْمِهِ غَضْبَانَ أَسِفًا ۚ قَالَ يَا قَوْمِ أَلَمْ يَعِدْكُمْ رَبُّكُمْ وَعْدًا حَسَنًا ۚ أَفَطَالَ عَلَيْكُمُ الْعَهْدُ أَمْ أَرَدتُّمْ أَن يَحِلَّ عَلَيْكُمْ غَضَبٌ مِّن رَّبِّكُمْ فَأَخْلَفْتُم مَّوْعِدِي
Ary dia niverina tany amin’ny vahoakany i Mosa, tezitra no sady nalahelo ka niteny izy nanao hoe : “ Ô ry vahoakako ! Moa ve tsy efa nanome fampanantenana tsara ho Anareo ny Tomponareo ? Moa ve ela loatra Taminareo ny fifanekena ? Sa irinareo ny hianjeran’ny fahatezeran’ny Tomponareo Aminareo, nohon'ny famadihanareo ny fotoana nifanekena Tamiko ?”.
87قَالُوا مَا أَخْلَفْنَا مَوْعِدَكَ بِمَلْكِنَا وَلَٰكِنَّا حُمِّلْنَا أَوْزَارًا مِّن زِينَةِ الْقَوْمِ فَقَذَفْنَاهَا فَكَذَٰلِكَ أَلْقَى السَّامِرِيُّ
Niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Tsy nohon'ny sitraponay loatra no nivadihanay tamin’ny fotoana nifanekena Taminao, saingy noterena hivesatra ireo firavaky ny vahoakan’i Faraona Izahay, ka nodoranay avokoa (tamin’ny afo) izany araka ny hevitra natsipin’i Samiry.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
85Andininy
Fandikana — Taha 85
Surah Taha Andininy 85 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hoy Allah : “Nosedrainay tokoa ny vahoakanao, taorian’ny nandehananao. Ka…Surah Andininy 85/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 83–87. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








