Taha · 98/135
Fandikana Fanononana — Taha
إِنَّمَا إِلَٰهُكُمُ اللَّهُ الَّذِي لَا إِلَٰهَ إِلَّا هُوَ ۚ وَسِعَ كُلَّ شَيْءٍ عِلْمًا ٩٨
Transliteration
Innamaaa ilaahukkumul laahul lazee laa ilaaha illaa Hoo; wasi`a kulla shai`in ilmaa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tena marina, fa i Allah no Zanaharinareo, tsy misy Zanahary hafa afa-tsy Izy ihany. Manenika ny zava-drehetra ny Fahalalany.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 96-100 — Taha
96قَالَ بَصُرْتُ بِمَا لَمْ يَبْصُرُوا بِهِ فَقَبَضْتُ قَبْضَةً مِّنْ أَثَرِ الرَّسُولِ فَنَبَذْتُهَا وَكَذَٰلِكَ سَوَّلَتْ لِي نَفْسِي
Niteny Izy (Samiry) ka nanao hoe : “ Nahita izay tsy hitan’izy ireo Aho, ka naka eran’ny tànana tamin’ny dian’ilay Iraka Aho ; avy eo, dia nafafiko izany.Tahaka izany no bitsiky ny fanahy Tamiko ”
97قَالَ فَاذْهَبْ فَإِنَّ لَكَ فِي الْحَيَاةِ أَن تَقُولَ لَا مِسَاسَ ۖ وَإِنَّ لَكَ مَوْعِدًا لَّن تُخْلَفَهُ ۖ وَانظُرْ إِلَىٰ إِلَٰهِكَ الَّذِي ظَلْتَ عَلَيْهِ عَاكِفًا ۖ لَّنُحَرِّقَنَّهُ ثُمَّ لَنَنسِفَنَّهُ فِي الْيَمِّ نَسْفًا
Niteny izy (Mosa) hoe : “Mandehana ianao. Amin’ny fiainana, toy izao hatrany no teneninao (amin’ny olona rehetra) : “Aza mikasika Ahy (ianareo) ! ”. Ary hisy fe-potoana omena anao izay tsy azonao hidovirana. Jereo ny Zanaharinao izay nofikirinao fatratra, fa ho doranay tokoa izy, ary hafafinay (ny lavenony) any amin’ireo onjan-dranomasina.
98إِنَّمَا إِلَٰهُكُمُ اللَّهُ الَّذِي لَا إِلَٰهَ إِلَّا هُوَ ۚ وَسِعَ كُلَّ شَيْءٍ عِلْمًا
Tena marina, fa i Allah no Zanaharinareo, tsy misy Zanahary hafa afa-tsy Izy ihany. Manenika ny zava-drehetra ny Fahalalany.
99كَذَٰلِكَ نَقُصُّ عَلَيْكَ مِنْ أَنبَاءِ مَا قَدْ سَبَقَ ۚ وَقَدْ آتَيْنَاكَ مِن لَّدُنَّا ذِكْرًا
Toy izany no fitantaranay Aminao izay niseho tany aloha. Tena fampahatsiahivana avy Aminay tokoa no nentinay Taminao.
100مَّنْ أَعْرَضَ عَنْهُ فَإِنَّهُ يَحْمِلُ يَوْمَ الْقِيَامَةِ وِزْرًا
N'iza n'iza manohitra Azy (Kor’any) dia hitondra enta-mavesatra (fahotana) izy amin’ny Andro Fitsanganana.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
98Andininy
Fandikana — Taha 98
Surah Taha Andininy 98 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena marina, fa i Allah no Zanaharinareo, tsy misy Zanahary…Surah Andininy 98/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 96–100. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








