Al-Anbiya · 40/112
Fandikana Fanononana — Al-Anbiya
بَلْ تَأْتِيهِم بَغْتَةً فَتَبْهَتُهُمْ فَلَا يَسْتَطِيعُونَ رَدَّهَا وَلَا هُمْ يُنظَرُونَ ٤٠
Transliteration
Bal taateehim baghtatan fatabhatuhum falaa yastatee`oona raddahaa wa laa hum yunzaroon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tsy izany anefa ! Fa ho tonga tampoka amin’izy ireo izany, ary ho gaga izy ireo ; kanefa tsy afaka hanohana izany izy ireo ary tsy misy fe-potoana fanampiny omena azy ireo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 38-42 — Al-Anbiya
38وَيَقُولُونَ مَتَىٰ هَٰذَا الْوَعْدُ إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
Ary miteny izy ireo hoe : “Rahoviana no ho tanteraka izany fampanantenana izany, raha marina tokoa ianareo ?”
39لَوْ يَعْلَمُ الَّذِينَ كَفَرُوا حِينَ لَا يَكُفُّونَ عَن وُجُوهِهِمُ النَّارَ وَلَا عَن ظُهُورِهِمْ وَلَا هُمْ يُنصَرُونَ
Raha mba fantatr’ireo tsy mpino ny fotoana izay tsy ahafahan’izy ireo misakana ny afo tsy ho eny amin’ny tarehin’izy ireo, na amin’ny lamosin’izy ireo, ary tsy hisy hanavotra izy ireo !
40بَلْ تَأْتِيهِم بَغْتَةً فَتَبْهَتُهُمْ فَلَا يَسْتَطِيعُونَ رَدَّهَا وَلَا هُمْ يُنظَرُونَ
Tsy izany anefa ! Fa ho tonga tampoka amin’izy ireo izany, ary ho gaga izy ireo ; kanefa tsy afaka hanohana izany izy ireo ary tsy misy fe-potoana fanampiny omena azy ireo.
41وَلَقَدِ اسْتُهْزِئَ بِرُسُلٍ مِّن قَبْلِكَ فَحَاقَ بِالَّذِينَ سَخِرُوا مِنْهُم مَّا كَانُوا بِهِ يَسْتَهْزِئُونَ
Ary efa nohesohesoina tokoa ireo iraka teo alohanao (ry Mohammady) fa ireo izay nanesoheso azy ireo dia niharan’ny sazy nohon’ny hesoheso izay nataony.
42قُلْ مَن يَكْلَؤُكُم بِاللَّيْلِ وَالنَّهَارِ مِنَ الرَّحْمَٰنِ ۗ بَلْ هُمْ عَن ذِكْرِ رَبِّهِم مُّعْرِضُونَ
Teneno hoe : “Iza no miaro anareo andro aman’alina amin’Ilay be Indrafo ?” Nefa izy ireo dia mandà ny fampahatsiahivana nataon’ny Tompon’izy ireo.
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
40Andininy
Fandikana — Al-Anbiya 40
Surah Al-Anbiya Andininy 40 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy izany anefa ! Fa ho tonga tampoka amin’izy ireo…Surah Andininy 40/112 — Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anbiya Henoy, Al-Anbiya Fandikana, Al-Anbiya mp3, Al-Anbiya pdf. Andininy 38–42. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








