Al-Anbiya · 39/112
Fandikana Fanononana — Al-Anbiya
لَوْ يَعْلَمُ الَّذِينَ كَفَرُوا حِينَ لَا يَكُفُّونَ عَن وُجُوهِهِمُ النَّارَ وَلَا عَن ظُهُورِهِمْ وَلَا هُمْ يُنصَرُونَ ۝٣٩
Law ya`lamul lazeena kafaroo heena laa yakuffoona `anw wujoohihimun Naara wa laa `an zuhoorihim wa laa hum yunsaroon
📖 Dikany Malagasy
Raha mba fantatr’ireo tsy mpino ny fotoana izay tsy ahafahan’izy ireo misakana ny afo tsy ho eny amin’ny tarehin’izy ireo, na amin’ny lamosin’izy ireo, ary tsy hisy hanavotra izy ireo !

🎧 Henoy


📜 Andininy 37-41 — Al-Anbiya

37خُلِقَ الْإِنسَانُ مِنْ عَجَلٍ ۚ سَأُرِيكُمْ آيَاتِي فَلَا تَسْتَعْجِلُونِ
Toetra voajanahary ho an’ny olombelona ny fahamaikana. Hasehoko anareo ireo famantarana avy aty Amiko, koa aza terenareo ho faingana Aho.
38وَيَقُولُونَ مَتَىٰ هَٰذَا الْوَعْدُ إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
Ary miteny izy ireo hoe : “Rahoviana no ho tanteraka izany fampanantenana izany, raha marina tokoa ianareo ?”
39لَوْ يَعْلَمُ الَّذِينَ كَفَرُوا حِينَ لَا يَكُفُّونَ عَن وُجُوهِهِمُ النَّارَ وَلَا عَن ظُهُورِهِمْ وَلَا هُمْ يُنصَرُونَ
Raha mba fantatr’ireo tsy mpino ny fotoana izay tsy ahafahan’izy ireo misakana ny afo tsy ho eny amin’ny tarehin’izy ireo, na amin’ny lamosin’izy ireo, ary tsy hisy hanavotra izy ireo !
40بَلْ تَأْتِيهِم بَغْتَةً فَتَبْهَتُهُمْ فَلَا يَسْتَطِيعُونَ رَدَّهَا وَلَا هُمْ يُنظَرُونَ
Tsy izany anefa ! Fa ho tonga tampoka amin’izy ireo izany, ary ho gaga izy ireo ; kanefa tsy afaka hanohana izany izy ireo ary tsy misy fe-potoana fanampiny omena azy ireo.
41وَلَقَدِ اسْتُهْزِئَ بِرُسُلٍ مِّن قَبْلِكَ فَحَاقَ بِالَّذِينَ سَخِرُوا مِنْهُم مَّا كَانُوا بِهِ يَسْتَهْزِئُونَ
Ary efa nohesohesoina tokoa ireo iraka teo alohanao (ry Mohammady) fa ireo izay nanesoheso azy ireo dia niharan’ny sazy nohon’ny hesoheso izay nataony.
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
39Andininy

Fandikana — Al-Anbiya 39

Surah Al-Anbiya Andininy 39 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Raha mba fantatr’ireo tsy mpino ny fotoana izay tsy ahafahan’izy…

Surah Andininy 39/112 — Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anbiya Henoy, Al-Anbiya Fandikana, Al-Anbiya mp3, Al-Anbiya pdf. Andininy 37–41. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers