Ash-Shu'ara · 216/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
فَإِنْ عَصَوْكَ فَقُلْ إِنِّي بَرِيءٌ مِّمَّا تَعْمَلُونَ ٢١٦
Transliteration
Fa in asawka faqul innee bareee`um mimmmaa ta`maloon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary raha tsy mankatò anao izy ireo, dia teneno hoe : “Izaho dia mitsipaka izay ataonareo”.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 214-218 — Surah Ash-Shu'ara
214وَأَنذِرْ عَشِيرَتَكَ الْأَقْرَبِينَ
Ary ampitandremo (ry Mohammady) ireo havanao akaiky.
215وَاخْفِضْ جَنَاحَكَ لِمَنِ اتَّبَعَكَ مِنَ الْمُؤْمِنِينَ
Ampidino ny elatrao (aoka ianao halemy fanahy) amin’ireo mpino izay manaraka anao.
216فَإِنْ عَصَوْكَ فَقُلْ إِنِّي بَرِيءٌ مِّمَّا تَعْمَلُونَ
Ary raha tsy mankatò anao izy ireo, dia teneno hoe : “Izaho dia mitsipaka izay ataonareo”.
217وَتَوَكَّلْ عَلَى الْعَزِيزِ الرَّحِيمِ
Ary ankino amin’Ilay Tsitoha, Ilay be Indrafo ny fitokisanao.
218الَّذِي يَرَاكَ حِينَ تَقُومُ
Izay mahita anao rehefa mitsangana ianao.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
216Andininy
Fandikana — Ash-Shu'ara 216
Surah Ash-Shu'ara Andininy 216 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha tsy mankatò anao izy ireo, dia teneno hoe…Surah Andininy 216/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 214–218. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, September 8, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








