Ash-Shu'ara · 217/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
وَتَوَكَّلْ عَلَى الْعَزِيزِ الرَّحِيمِ ٢١٧
Transliteration
Wa tawakkal alal `Azeezir Raheem
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary ankino amin’Ilay Tsitoha, Ilay be Indrafo ny fitokisanao.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 215-219 — Ash-Shu'ara
215وَاخْفِضْ جَنَاحَكَ لِمَنِ اتَّبَعَكَ مِنَ الْمُؤْمِنِينَ
Ampidino ny elatrao (aoka ianao halemy fanahy) amin’ireo mpino izay manaraka anao.
216فَإِنْ عَصَوْكَ فَقُلْ إِنِّي بَرِيءٌ مِّمَّا تَعْمَلُونَ
Ary raha tsy mankatò anao izy ireo, dia teneno hoe : “Izaho dia mitsipaka izay ataonareo”.
217وَتَوَكَّلْ عَلَى الْعَزِيزِ الرَّحِيمِ
Ary ankino amin’Ilay Tsitoha, Ilay be Indrafo ny fitokisanao.
218الَّذِي يَرَاكَ حِينَ تَقُومُ
Izay mahita anao rehefa mitsangana ianao.
219وَتَقَلُّبَكَ فِي السَّاجِدِينَ
Sy ny fihetsikao eo anivon’ireo mpiankohoka.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
217Andininy
Fandikana — Ash-Shu'ara 217
Surah Ash-Shu'ara Andininy 217 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ankino amin’Ilay Tsitoha, Ilay be Indrafo ny fitokisanao.Surah Andininy 217/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 215–219. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








