Ash-Shu'ara · 82/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
وَالَّذِي أَطْمَعُ أَن يَغْفِرَ لِي خَطِيئَتِي يَوْمَ الدِّينِ ۝٨٢
Wallazeee atma`u ai yaghfira lee khateee` atee Yawmad Deen
📖 Dikany Malagasy
Ary Izy ilay irìko hamela ireo fahadisoako, amin’ny andro fanomezana ny valin’asa.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 80-84 — Surah Ash-Shu'ara

80وَإِذَا مَرِضْتُ فَهُوَ يَشْفِينِ
Ary raha marary aho, dia Izy no manasitrana ahy.
81وَالَّذِي يُمِيتُنِي ثُمَّ يُحْيِينِ
Ary Izy no hamono ahy, avy eo hanome aina ahy indray.
82وَالَّذِي أَطْمَعُ أَن يَغْفِرَ لِي خَطِيئَتِي يَوْمَ الدِّينِ
Ary Izy ilay irìko hamela ireo fahadisoako, amin’ny andro fanomezana ny valin’asa.
83رَبِّ هَبْ لِي حُكْمًا وَأَلْحِقْنِي بِالصَّالِحِينَ
Tompo ô ! Omeo fahendrena aho, ary ataovy miaraka amin’ireo olo-mendrika.
84وَاجْعَل لِّي لِسَانَ صِدْقٍ فِي الْآخِرِينَ
Omeo laza tsara aho amin’ireo taranaka amam-para any aoriana.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
82Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 82

Surah Ash-Shu'ara Andininy 82 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary Izy ilay irìko hamela ireo fahadisoako, amin’ny andro fanomezana…

Surah Andininy 82/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 80–84. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers