Iloaran'i Imrana · 197/200
Fandikana Fanononana — Iloaran'i Imrana
مَتَاعٌ قَلِيلٌ ثُمَّ مَأْوَاهُمْ جَهَنَّمُ ۚ وَبِئْسَ الْمِهَادُ ١٩٧
Transliteration
Mataa`un qaleelun summa maawaahum Jahannam; wa bi`sal mihaad
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Fahafinaretana kely fotsiny ! Avy eo any amin’ny Afobe no fialofan’izy ireo. Ary ratsy dia ratsy tokoa izany fandriana izany !
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 195-199 — Iloaran'i Imrana
195فَاسْتَجَابَ لَهُمْ رَبُّهُمْ أَنِّي لَا أُضِيعُ عَمَلَ عَامِلٍ مِّنكُم مِّن ذَكَرٍ أَوْ أُنثَىٰ ۖ بَعْضُكُم مِّن بَعْضٍ ۖ فَالَّذِينَ هَاجَرُوا وَأُخْرِجُوا مِن دِيَارِهِمْ وَأُوذُوا فِي سَبِيلِي وَقَاتَلُوا وَقُتِلُوا لَأُكَفِّرَنَّ عَنْهُمْ سَيِّئَاتِهِمْ وَلَأُدْخِلَنَّهُمْ جَنَّاتٍ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ ثَوَابًا مِّنْ عِندِ اللَّهِ ۗ وَاللَّهُ عِندَهُ حُسْنُ الثَّوَابِ
Ka namaly ny hatak’izy ireo ny Tompony, ary nanao hoe : “ Tena marina fa tsy hanary ny asa nataon’ny tsirairay Taminareo Aho, na lahy na vavy, avy amin’ny andaniny sy avy amin’ny ankilany Aminareo. Ka ireo izay nifindra monina sy noroahana tamin’ny toeram-ponenany, sy nampijaliana tamin’ny làlako, ary ireo niady sy novonoina, dia tena ho fafàko amin’izy ireo ny asa ratsy vitan'izy ireo, ary hampidiriko tokoa ao amin’ireo zaridaina (Paradisa) izy ireo, izay misy ireo renirano mikoriana ao ambaniny, valisoa avy amin’i Allah, ary i Allah no manana ny mendrika indrindra amin’ny valisoa.
196لَا يَغُرَّنَّكَ تَقَلُّبُ الَّذِينَ كَفَرُوا فِي الْبِلَادِ
Aoka tsy hamitaka Anao ny fihetsik’ireo izay tsy nino ao amin’ny tanàna.
197مَتَاعٌ قَلِيلٌ ثُمَّ مَأْوَاهُمْ جَهَنَّمُ ۚ وَبِئْسَ الْمِهَادُ
Fahafinaretana kely fotsiny ! Avy eo any amin’ny Afobe no fialofan’izy ireo. Ary ratsy dia ratsy tokoa izany fandriana izany !
198لَٰكِنِ الَّذِينَ اتَّقَوْا رَبَّهُمْ لَهُمْ جَنَّاتٌ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ خَالِدِينَ فِيهَا نُزُلًا مِّنْ عِندِ اللَّهِ ۗ وَمَا عِندَ اللَّهِ خَيْرٌ لِّلْأَبْرَارِ
Ka nefa ireo izay matahotra ny Tompon'izy ireo kosa, dia ho azy ireo ny zaridaina (Paradisa) maro, izay misy renirano maro mikoriana ao ambaniny. Hitoetra ao mandrakizay izy ireo, toeram-pitobiana avy amin’i Allah. Ary izay misy any amin’i Allah dia mendrika ho an’ireo mpanao asa soa.
199وَإِنَّ مِنْ أَهْلِ الْكِتَابِ لَمَن يُؤْمِنُ بِاللَّهِ وَمَا أُنزِلَ إِلَيْكُمْ وَمَا أُنزِلَ إِلَيْهِمْ خَاشِعِينَ لِلَّهِ لَا يَشْتَرُونَ بِآيَاتِ اللَّهِ ثَمَنًا قَلِيلًا ۗ أُولَٰئِكَ لَهُمْ أَجْرُهُمْ عِندَ رَبِّهِمْ ۗ إِنَّ اللَّهَ سَرِيعُ الْحِسَابِ
Ary tena misy amin’ireo Olon’ny Boky mino tokoa an’i Allah sy izay nampidinina Taminareo, ary izay nampidininy tamin’izy ireo. Feno fanetre-tena amin’i Allah izy ireo, ary tsy nivarotra mihitsy ireo fanambaran’i Allah amin’ny vidiny ambany dia ambany izy ireo. Ho azy ireo ny valisoa avy amin’ny Tompony.Tena marina fa i Allah dia haingam-panisa.
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
197Andininy
Fandikana — Iloaran'i Imrana 197
Surah Iloaran'i Imrana Andininy 197 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fahafinaretana kely fotsiny ! Avy eo any amin’ny Afobe no…Surah Andininy 197/200 — Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Iloaran'i Imrana Henoy, Iloaran'i Imrana Fandikana, Iloaran'i Imrana mp3, Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 195–199. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








