Ar-Rum · 4/60
Fandikana Fanononana — Surah Ar-Rum
فِي بِضْعِ سِنِينَ ۗ لِلَّهِ الْأَمْرُ مِن قَبْلُ وَمِن بَعْدُ ۚ وَيَوْمَئِذٍ يَفْرَحُ الْمُؤْمِنُونَ ٤
Transliteration
Fee bid`i sineen; lillaahil amru min qablu wa mim ba`d; wa yawma`iziny yafrahul mu`minoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ao anatin’ny taona vitsivitsy. An’i Allah ny didy, hatramin’ny voalohany sy hatramin’ny farany, ary amin’izany andro izany dia hifaly ireo mpino
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 2-6 — Surah Ar-Rum
2غُلِبَتِ الرُّومُ
Resy ireo Rômanina.
3فِي أَدْنَى الْأَرْضِ وَهُم مِّن بَعْدِ غَلَبِهِمْ سَيَغْلِبُونَ
Tao amin’ireo tany nifanakaiky aminy, ary aorian’ny fahareseny, dia handresy izy ireo,
4فِي بِضْعِ سِنِينَ ۗ لِلَّهِ الْأَمْرُ مِن قَبْلُ وَمِن بَعْدُ ۚ وَيَوْمَئِذٍ يَفْرَحُ الْمُؤْمِنُونَ
Ao anatin’ny taona vitsivitsy. An’i Allah ny didy, hatramin’ny voalohany sy hatramin’ny farany, ary amin’izany andro izany dia hifaly ireo mpino
5بِنَصْرِ اللَّهِ ۚ يَنصُرُ مَن يَشَاءُ ۖ وَهُوَ الْعَزِيزُ الرَّحِيمُ
Nohon'ny fanavotan’i Allah. Manavotra izay sitrany Izy, ary Izy Ilay Tsitoha, Ilay be Indrafo.
6وَعْدَ اللَّهِ ۖ لَا يُخْلِفُ اللَّهُ وَعْدَهُ وَلَٰكِنَّ أَكْثَرَ النَّاسِ لَا يَعْلَمُونَ
Izany no fampanantenan’i Allah. Tsy mivadika amin’ny fampanantenany mihitsy Allah, nefa ny ankamaroan’ireo olona dia tsy mahafantatra.
Ar-RumFizahan-takila Koraña
60Andininy
MeccanRevelation
4Andininy
Fandikana — Ar-Rum 4
Surah Ar-Rum Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ao anatin’ny taona vitsivitsy. An’i Allah ny didy, hatramin’ny voalohany…Surah Andininy 4/60 — Surah Ar-Rum الروم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ar-Rum Henoy, Surah Ar-Rum Fandikana, Surah Ar-Rum mp3, Surah Ar-Rum pdf. Andininy 2–6. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








