Al-Ahzab · 25/73
Fandikana Fanononana — Surah Al-Ahzab
وَرَدَّ اللَّهُ الَّذِينَ كَفَرُوا بِغَيْظِهِمْ لَمْ يَنَالُوا خَيْرًا ۚ وَكَفَى اللَّهُ الْمُؤْمِنِينَ الْقِتَالَ ۚ وَكَانَ اللَّهُ قَوِيًّا عَزِيزًا ۝٢٥
Wa raddal laahul lazeena kafaroo bighaizihim lam yanaaloo khairaa; wa kafal laahul mu`mineenal qitaal; wa kaanal laahu Qawiyyan `Azeezaa
📖 Dikany Malagasy
Ary naverin’i Allah ireo tsy mpino miaraka amin’ny haromotany, ka tsy mba nahazo ny tsara mihitsy izy ireo, ary nafahan’i Allah tamin’ny ady ireo mpino, fa Allah dia Matanjaka sy Tsitoha.

🎧 Henoy


📜 Andininy 23-27 — Surah Al-Ahzab

23مِّنَ الْمُؤْمِنِينَ رِجَالٌ صَدَقُوا مَا عَاهَدُوا اللَّهَ عَلَيْهِ ۖ فَمِنْهُم مَّن قَضَىٰ نَحْبَهُ وَمِنْهُم مَّن يَنتَظِرُ ۖ وَمَا بَدَّلُوا تَبْدِيلًا
Misy amin’ireo mpino, lehilahy tokoa izay mijoro amin’ny marina tamin’ny fifanekena tamin’i Allah. Misy amin’izy ireo no nahatanteraka ny tanjony (maritiora), ary misy amin’izy ireo kosa no mbola miandry; ka tsy mba niovaova mihitsy izy ireo (tamin’ny fifanekena),
24لِّيَجْزِيَ اللَّهُ الصَّادِقِينَ بِصِدْقِهِمْ وَيُعَذِّبَ الْمُنَافِقِينَ إِن شَاءَ أَوْ يَتُوبَ عَلَيْهِمْ ۚ إِنَّ اللَّهَ كَانَ غَفُورًا رَّحِيمًا
Mba hanomezan’i Allah ny valisoa ireo mpanao ny marina nohon'ny fahamarinan’izy ireo sy hanafaizan'ireo mpiatsaravelatsihy, na havelany ny helok'izy ireo. Tena marina fa Allah dia Mpamela heloka sy be Indrafo.
25وَرَدَّ اللَّهُ الَّذِينَ كَفَرُوا بِغَيْظِهِمْ لَمْ يَنَالُوا خَيْرًا ۚ وَكَفَى اللَّهُ الْمُؤْمِنِينَ الْقِتَالَ ۚ وَكَانَ اللَّهُ قَوِيًّا عَزِيزًا
Ary naverin’i Allah ireo tsy mpino miaraka amin’ny haromotany, ka tsy mba nahazo ny tsara mihitsy izy ireo, ary nafahan’i Allah tamin’ny ady ireo mpino, fa Allah dia Matanjaka sy Tsitoha.
26وَأَنزَلَ الَّذِينَ ظَاهَرُوهُم مِّنْ أَهْلِ الْكِتَابِ مِن صَيَاصِيهِمْ وَقَذَفَ فِي قُلُوبِهِمُ الرُّعْبَ فَرِيقًا تَقْتُلُونَ وَتَأْسِرُونَ فَرِيقًا
Ary dia nampidininy avy eny amin’ny mandany ireo ampahan’ny olon’ny Boky izay nanampy azy ireo, ka natsipiny tao anaty fon’izy ireo ny tahotra; ny andiany tamin’izy ireo dia novonoinareo, ary ny andiany hafa kosa dia nataonareo babo.
27وَأَوْرَثَكُمْ أَرْضَهُمْ وَدِيَارَهُمْ وَأَمْوَالَهُمْ وَأَرْضًا لَّمْ تَطَئُوهَا ۚ وَكَانَ اللَّهُ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرًا
Ary nampandovainy anareo ny tanin’izy ireo, ny fonenan’izy ireo, ny fananan’izy ireo, ary koa ny tany izay mbola tsy nodiavinareo mihitsy. Ary Allah dia Mahefa ny zava-drehetra.
Al-AhzabFizahan-takila Koraña
73Andininy
MedinanRevelation
25Andininy

Fandikana — Al-Ahzab 25

Surah Al-Ahzab Andininy 25 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary naverin’i Allah ireo tsy mpino miaraka amin’ny haromotany, ka…

Surah Andininy 25/73 — Surah Al-Ahzab الأحزاب (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Ahzab Henoy, Surah Al-Ahzab Fandikana, Surah Al-Ahzab mp3, Surah Al-Ahzab pdf. Andininy 23–27. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers