As-Saffat · 145/182
Fandikana Fanononana — As-Saffat
۞ فَنَبَذْنَاهُ بِالْعَرَاءِ وَهُوَ سَقِيمٌ ۝١٤٥
Fanabaznaahu bil`araaa`i wa huwa saqeem
📖 Dikany Malagasy
Natsipinay teny an-tanety izy ary izy dia tsy salama.

🎧 Henoy


📜 Andininy 143-147 — As-Saffat

143فَلَوْلَا أَنَّهُ كَانَ مِنَ الْمُسَبِّحِينَ
Raha tsy anisan’ireo mpidera ny voninahitr’i Allah izy
144لَلَبِثَ فِي بَطْنِهِ إِلَىٰ يَوْمِ يُبْعَثُونَ
Dia tokony ho tavela tao anatin’ny kibony (trondro) mandra-pahatonga ny andro hananganana azy amin’ny maty.
145۞ فَنَبَذْنَاهُ بِالْعَرَاءِ وَهُوَ سَقِيمٌ
Natsipinay teny an-tanety izy ary izy dia tsy salama.
146وَأَنبَتْنَا عَلَيْهِ شَجَرَةً مِّن يَقْطِينٍ
Ary dia nampanirianay voatavo ny teo amboniny.
147وَأَرْسَلْنَاهُ إِلَىٰ مِائَةِ أَلْفٍ أَوْ يَزِيدُونَ
Ary nalefanay izy (ho mpaminany) tany amin’ny vahoaka iray hetsy na mihoatra.
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
145Andininy

Fandikana — As-Saffat 145

Surah As-Saffat Andininy 145 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Natsipinay teny an-tanety izy ary izy dia tsy salama.

Surah Andininy 145/182 — As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: As-Saffat Henoy, As-Saffat Fandikana, As-Saffat mp3, As-Saffat pdf. Andininy 143–147. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers