As-Saffat · 152/182
Fandikana Fanononana — As-Saffat
وَلَدَ اللَّهُ وَإِنَّهُمْ لَكَاذِبُونَ ۝١٥٢
Waladal laahu wa innhum lakaaziboon
📖 Dikany Malagasy
“Nanan-janaka I Allah” ary marina fa izy ireo dia tena mpandainga
🎧 Henoy

📜 Andininy 150-154 — As-Saffat

150أَمْ خَلَقْنَا الْمَلَائِكَةَ إِنَاثًا وَهُمْ شَاهِدُونَ
Na noharianay ho vavy ireo anjely ary izy ireo no vavolombelona?
151أَلَا إِنَّهُم مِّنْ إِفْكِهِمْ لَيَقُولُونَ
Marina fa izy ireo dia niteny tamin’ny lainga nataon’izy ireo hoe
152وَلَدَ اللَّهُ وَإِنَّهُمْ لَكَاذِبُونَ
“Nanan-janaka I Allah” ary marina fa izy ireo dia tena mpandainga
153أَصْطَفَى الْبَنَاتِ عَلَى الْبَنِينَ
Moa ve tsy nisafidy ireo zaza vavy Izy noho ireo zaza lahy ?
154مَا لَكُمْ كَيْفَ تَحْكُمُونَ
Inona no mahazo anareo? Fa ahoana ny fomba fitsaranareo?
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
152Andininy

Fandikana — As-Saffat 152

Surah As-Saffat Andininy 152 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : “Nanan-janaka I Allah” ary marina fa izy ireo dia tena…

Surah Andininy 152/182 — As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: As-Saffat Henoy, As-Saffat Fandikana, As-Saffat mp3, As-Saffat pdf. Andininy 150–154. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers