As-Saffat · 153/182
Fandikana Fanononana — As-Saffat
أَصْطَفَى الْبَنَاتِ عَلَى الْبَنِينَ ۝١٥٣
Astafal banaati `alal baneen
📖 Dikany Malagasy
Moa ve tsy nisafidy ireo zaza vavy Izy noho ireo zaza lahy ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 151-155 — As-Saffat

151أَلَا إِنَّهُم مِّنْ إِفْكِهِمْ لَيَقُولُونَ
Marina fa izy ireo dia niteny tamin’ny lainga nataon’izy ireo hoe
152وَلَدَ اللَّهُ وَإِنَّهُمْ لَكَاذِبُونَ
“Nanan-janaka I Allah” ary marina fa izy ireo dia tena mpandainga
153أَصْطَفَى الْبَنَاتِ عَلَى الْبَنِينَ
Moa ve tsy nisafidy ireo zaza vavy Izy noho ireo zaza lahy ?
154مَا لَكُمْ كَيْفَ تَحْكُمُونَ
Inona no mahazo anareo? Fa ahoana ny fomba fitsaranareo?
155أَفَلَا تَذَكَّرُونَ
Moa tsy mieritreritra ve ianareo?
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
153Andininy

Fandikana — As-Saffat 153

Surah As-Saffat Andininy 153 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa ve tsy nisafidy ireo zaza vavy Izy noho ireo…

Surah Andininy 153/182 — As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: As-Saffat Henoy, As-Saffat Fandikana, As-Saffat mp3, As-Saffat pdf. Andininy 151–155. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers