An-Nisa · 107/176
Fandikana Fanononana — Surah An-Nisa
وَلَا تُجَادِلْ عَنِ الَّذِينَ يَخْتَانُونَ أَنفُسَهُمْ ۚ إِنَّ اللَّهَ لَا يُحِبُّ مَن كَانَ خَوَّانًا أَثِيمًا ۝١٠٧
Wa laa tujaadil `anil lazeena yakhtaanoona anfusahum; innal laaha laa yuhibbuman kaana khawwaanan aseemaa
📖 Dikany Malagasy
Ary aza miady hevitra mba hanomezana rariny ireo izay mamadika ny tenan’izy ireo Ianao. Tena marina fa Allah dia tsy tia izay mpamadika sy izay be fahotana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 105-109 — Surah An-Nisa

105إِنَّا أَنزَلْنَا إِلَيْكَ الْكِتَابَ بِالْحَقِّ لِتَحْكُمَ بَيْنَ النَّاسِ بِمَا أَرَاكَ اللَّهُ ۚ وَلَا تَكُن لِّلْخَائِنِينَ خَصِيمًا
Tena marina fa Izahay dia nampidina ny Boky taminao am-pahamarinana, mba hitsaranao ny olona araka izay nasehon’I Allah taminao. Ary aza manao mpisolo vavan’ireo mpamadika ianao.
106وَاسْتَغْفِرِ اللَّهَ ۖ إِنَّ اللَّهَ كَانَ غَفُورًا رَّحِيمًا
Ary mangataha famelan-keloka amin’I Allah ianao. Tena marina fa I Allah dia be Famelan-keloka sy be Indrafo.
107وَلَا تُجَادِلْ عَنِ الَّذِينَ يَخْتَانُونَ أَنفُسَهُمْ ۚ إِنَّ اللَّهَ لَا يُحِبُّ مَن كَانَ خَوَّانًا أَثِيمًا
Ary aza miady hevitra mba hanomezana rariny ireo izay mamadika ny tenan’izy ireo Ianao. Tena marina fa Allah dia tsy tia izay mpamadika sy izay be fahotana.
108يَسْتَخْفُونَ مِنَ النَّاسِ وَلَا يَسْتَخْفُونَ مِنَ اللَّهِ وَهُوَ مَعَهُمْ إِذْ يُبَيِّتُونَ مَا لَا يَرْضَىٰ مِنَ الْقَوْلِ ۚ وَكَانَ اللَّهُ بِمَا يَعْمَلُونَ مُحِيطًا
Miezaka miafina ny olombelona izy ireo, fa tsy miezaka kosa miafina an’I Allah. Kanefa Izy dia miaraka amin’izy ireo ihany amin’ny alina, rehefa miresaka ny teny tsy mahafaly Azy izy ireo. Ary I Allah dia Mahafehy tsara izay ataon’izy ireo.
109هَا أَنتُمْ هَٰؤُلَاءِ جَادَلْتُمْ عَنْهُمْ فِي الْحَيَاةِ الدُّنْيَا فَمَن يُجَادِلُ اللَّهَ عَنْهُمْ يَوْمَ الْقِيَامَةِ أَم مَّن يَكُونُ عَلَيْهِمْ وَكِيلًا
Indro ireo olona izay niarovanareo teny ambonin’ny tany. Ka iza no hiady hevitra amin’I Allah, mba hanomezana azy ireo ny rariny amin’ny andro fitsanganana ? Na, iza no ho mpiantoka azy ireo ?
An-NisaFizahan-takila Koraña
176Andininy
MedinanRevelation
107Andininy

Fandikana — An-Nisa 107

Surah An-Nisa Andininy 107 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary aza miady hevitra mba hanomezana rariny ireo izay mamadika…

Surah Andininy 107/176 — Surah An-Nisa النساء (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nisa Henoy, Surah An-Nisa Fandikana, Surah An-Nisa mp3, Surah An-Nisa pdf. Andininy 105–109. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers