An-Nisa · 147/176
Fandikana Fanononana — Surah An-Nisa
مَّا يَفْعَلُ اللَّهُ بِعَذَابِكُمْ إِن شَكَرْتُمْ وَآمَنتُمْ ۚ وَكَانَ اللَّهُ شَاكِرًا عَلِيمًا ۝١٤٧
maa yafa`lul laahu bi `azaabikum in shakartum wa aamantum; wa kaanal laahu Shaakiran `Aleema
📖 Dikany Malagasy
Ataon’I Allah inona moa ny hanafay anareo, raha mahay misaotra sy mino ianareo ? Ary I Allah dia Mpankasitraka sy Mahalala ny zava-drehetra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 145-149 — Surah An-Nisa

145إِنَّ الْمُنَافِقِينَ فِي الدَّرْكِ الْأَسْفَلِ مِنَ النَّارِ وَلَن تَجِدَ لَهُمْ نَصِيرًا
Tena marina fa ireo mpihatsaravelatsihy, ireo dia any amin’ny lafika ambany indrindra amin’ny afobe, ary tsy hahita mpanavotra ho azy ireo ianao.
146إِلَّا الَّذِينَ تَابُوا وَأَصْلَحُوا وَاعْتَصَمُوا بِاللَّهِ وَأَخْلَصُوا دِينَهُمْ لِلَّهِ فَأُولَٰئِكَ مَعَ الْمُؤْمِنِينَ ۖ وَسَوْفَ يُؤْتِ اللَّهُ الْمُؤْمِنِينَ أَجْرًا عَظِيمًا
Afa-tsy ireo izay mibebaka sy manova fihetsika, ary mifikitra amin’I Allah, sy nanadio ny finoan’izy ireo ho an’I Allah, izy ireny dia hiara-dia amin’ireo mpino. Ary Allah dia hanome fahasoavana lehibe ho an’ireo mpino.
147مَّا يَفْعَلُ اللَّهُ بِعَذَابِكُمْ إِن شَكَرْتُمْ وَآمَنتُمْ ۚ وَكَانَ اللَّهُ شَاكِرًا عَلِيمًا
Ataon’I Allah inona moa ny hanafay anareo, raha mahay misaotra sy mino ianareo ? Ary I Allah dia Mpankasitraka sy Mahalala ny zava-drehetra.
148۞ لَّا يُحِبُّ اللَّهُ الْجَهْرَ بِالسُّوءِ مِنَ الْقَوْلِ إِلَّا مَن ظُلِمَ ۚ وَكَانَ اللَّهُ سَمِيعًا عَلِيمًا
Allah dia tsy tia ny fanaborahana ny teny ratsy, afa tsy izay niharan’ny tsy rariny. Ary I Allah dia Maheno sy Mahalala ny zava-drehetra.
149إِن تُبْدُوا خَيْرًا أَوْ تُخْفُوهُ أَوْ تَعْفُوا عَن سُوءٍ فَإِنَّ اللَّهَ كَانَ عَفُوًّا قَدِيرًا
Na manao ny tsara mibaribary na miafina ianareo, na koa mamela heloka amin’ny ratsy, tena marina fa I Allah dia be famelan-keloka, mahavita ny zava-drehetra.
An-NisaFizahan-takila Koraña
176Andininy
MedinanRevelation
147Andininy

Fandikana — An-Nisa 147

Surah An-Nisa Andininy 147 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ataon’I Allah inona moa ny hanafay anareo, raha mahay misaotra…

Surah Andininy 147/176 — Surah An-Nisa النساء (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nisa Henoy, Surah An-Nisa Fandikana, Surah An-Nisa mp3, Surah An-Nisa pdf. Andininy 145–149. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers