Fussilata · 35/54
Fandikana Fanononana — Surah Fussilata
وَمَا يُلَقَّاهَا إِلَّا الَّذِينَ صَبَرُوا وَمَا يُلَقَّاهَا إِلَّا ذُو حَظٍّ عَظِيمٍ ٣٥
Transliteration
Wa maa yulaqqaahaaa illal lazeena sabaroo wa maa yulaqqaahaaa illaa zoo hazzin `azeem
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Saingy tsy homena afa-tsy ho an’izay manam-paharetana izany, sy ho an’izay manam-pahasoavana sesehena.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 33-37 — Surah Fussilata
33وَمَنْ أَحْسَنُ قَوْلًا مِّمَّن دَعَا إِلَى اللَّهِ وَعَمِلَ صَالِحًا وَقَالَ إِنَّنِي مِنَ الْمُسْلِمِينَ
Ary iza no manana teny tsara indrindra noho izay miantso mankany amin’I Allah, manao asa soa ary miteny hoe : “ Isan’ireo mpankato tokoa aho ”.
34وَلَا تَسْتَوِي الْحَسَنَةُ وَلَا السَّيِّئَةُ ۚ ادْفَعْ بِالَّتِي هِيَ أَحْسَنُ فَإِذَا الَّذِي بَيْنَكَ وَبَيْنَهُ عَدَاوَةٌ كَأَنَّهُ وَلِيٌّ حَمِيمٌ
Tsy mitovy ny asa soa sy ny asa ratsy. Koa tohero amin’ny tsara kokoa ny ratsy, ka indro fa ho lasa namanareo mahafatra-po ilay nifankahala taminao fahiny.
35وَمَا يُلَقَّاهَا إِلَّا الَّذِينَ صَبَرُوا وَمَا يُلَقَّاهَا إِلَّا ذُو حَظٍّ عَظِيمٍ
Saingy tsy homena afa-tsy ho an’izay manam-paharetana izany, sy ho an’izay manam-pahasoavana sesehena.
36وَإِمَّا يَنزَغَنَّكَ مِنَ الشَّيْطَانِ نَزْغٌ فَاسْتَعِذْ بِاللَّهِ ۖ إِنَّهُ هُوَ السَّمِيعُ الْعَلِيمُ
Ary raha mandrisika anao ny devoly, dia mangataha fiarovana amin’I Allah, satria mandre sy mahalala ny zava-drehetra Izy,
37وَمِنْ آيَاتِهِ اللَّيْلُ وَالنَّهَارُ وَالشَّمْسُ وَالْقَمَرُ ۚ لَا تَسْجُدُوا لِلشَّمْسِ وَلَا لِلْقَمَرِ وَاسْجُدُوا لِلَّهِ الَّذِي خَلَقَهُنَّ إِن كُنتُمْ إِيَّاهُ تَعْبُدُونَ
Fa anisan’ireo fahagagana avy any Aminy ny alina sy ny andro, ny masoandro sy ny volana, koa aoka ianareo tsy hiankohoka na amin’ny masoandro, na amin’ny volana, fa miankohofa kosa ianareo amin’I Allah izay nahary azy ireo, raha Izy tokoa no tompoinareo.
FussilataFizahan-takila Koraña
54Andininy
MeccanRevelation
35Andininy
Fandikana — Fussilata 35
Surah Fussilata Andininy 35 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Saingy tsy homena afa-tsy ho an’izay manam-paharetana izany, sy ho…Surah Andininy 35/54 — Surah Fussilata فصلت (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Fussilata Henoy, Surah Fussilata Fandikana, Surah Fussilata mp3, Surah Fussilata pdf. Andininy 33–37. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








