Ash-Shura · 26/53
Fandikana Fanononana — Ash-Shura
وَيَسْتَجِيبُ الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ وَيَزِيدُهُم مِّن فَضْلِهِ ۚ وَالْكَافِرُونَ لَهُمْ عَذَابٌ شَدِيدٌ ۝٢٦
Wa yastajeebul lazeena aamanoo wa `amilu saalihaati wa yazeeduhum min fadlih; wal kaafiroona lahum `azaabun shadeed
📖 Dikany Malagasy
Ary mamaly ny fangatahan’ireo izay mino sy manao asa soa Izy, ka mampitombo ny fahasoavaNy amin’izy ireo; fa ireo tsy mpino kosa, dia mahazo fanasaziana mafy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 24-28 — Ash-Shura

24أَمْ يَقُولُونَ افْتَرَىٰ عَلَى اللَّهِ كَذِبًا ۖ فَإِن يَشَإِ اللَّهُ يَخْتِمْ عَلَىٰ قَلْبِكَ ۗ وَيَمْحُ اللَّهُ الْبَاطِلَ وَيُحِقُّ الْحَقَّ بِكَلِمَاتِهِ ۚ إِنَّهُ عَلِيمٌ بِذَاتِ الصُّدُورِ
Na hiteny izy ireo hoe : “ mamoron-dainga amin’I Allah izy. Kanefa raha tiany, dia nohidiany ny fonao. Fafan’Allah amin’ny alalan’ny teniny anefa ny diso, ary hamafisiNy kosa ny marina. Fantany tanteraka izay raiketin’ny fo.
25وَهُوَ الَّذِي يَقْبَلُ التَّوْبَةَ عَنْ عِبَادِهِ وَيَعْفُو عَنِ السَّيِّئَاتِ وَيَعْلَمُ مَا تَفْعَلُونَ
Izy no mandray ny fibebahana avy amin’ireo mpanompony, mamela ny ratsy, ary mahafantatra izay ataonareo.
26وَيَسْتَجِيبُ الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ وَيَزِيدُهُم مِّن فَضْلِهِ ۚ وَالْكَافِرُونَ لَهُمْ عَذَابٌ شَدِيدٌ
Ary mamaly ny fangatahan’ireo izay mino sy manao asa soa Izy, ka mampitombo ny fahasoavaNy amin’izy ireo; fa ireo tsy mpino kosa, dia mahazo fanasaziana mafy.
27۞ وَلَوْ بَسَطَ اللَّهُ الرِّزْقَ لِعِبَادِهِ لَبَغَوْا فِي الْأَرْضِ وَلَٰكِن يُنَزِّلُ بِقَدَرٍ مَّا يَشَاءُ ۚ إِنَّهُ بِعِبَادِهِ خَبِيرٌ بَصِيرٌ
Fa raha manome an-kalalahana ny fanomezaNy amin’ireo mpanompony I Allah, dia hanao ny tafahoatra izy ireo ety an-tany; nefa ampidiniNy amin’ny antonony araka izay tiaNy izany. Fantany tsara ireo mpanompony, ary mahita azy ireo Izy.
28وَهُوَ الَّذِي يُنَزِّلُ الْغَيْثَ مِن بَعْدِ مَا قَنَطُوا وَيَنشُرُ رَحْمَتَهُ ۚ وَهُوَ الْوَلِيُّ الْحَمِيدُ
Ary Izy no mampidina ny ranon’orana taorian’ny fahakivian’olona, ary mampiely ny famindram-pony fa Izy no ilay mpiahy, ilay mendri-piderana.
Ash-ShuraFizahan-takila Koraña
53Andininy
MeccanRevelation
26Andininy

Fandikana — Ash-Shura 26

Surah Ash-Shura Andininy 26 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary mamaly ny fangatahan’ireo izay mino sy manao asa soa…

Surah Andininy 26/53 — Ash-Shura الشورى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shura Henoy, Ash-Shura Fandikana, Ash-Shura mp3, Ash-Shura pdf. Andininy 24–28. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers