Ash-Shura · 27/53
Fandikana Fanononana — Ash-Shura
۞ وَلَوْ بَسَطَ اللَّهُ الرِّزْقَ لِعِبَادِهِ لَبَغَوْا فِي الْأَرْضِ وَلَٰكِن يُنَزِّلُ بِقَدَرٍ مَّا يَشَاءُ ۚ إِنَّهُ بِعِبَادِهِ خَبِيرٌ بَصِيرٌ ٢٧
Transliteration
Wa law basatal laahur rizqa li`ibaadihee labaghaw fil ardi wa laakiny yunazzilu biqadarim maa yashaaa`; innahoo bi`ibaadihee Khabeerum Baseer
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Fa raha manome an-kalalahana ny fanomezaNy amin’ireo mpanompony I Allah, dia hanao ny tafahoatra izy ireo ety an-tany; nefa ampidiniNy amin’ny antonony araka izay tiaNy izany. Fantany tsara ireo mpanompony, ary mahita azy ireo Izy.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 25-29 — Ash-Shura
25وَهُوَ الَّذِي يَقْبَلُ التَّوْبَةَ عَنْ عِبَادِهِ وَيَعْفُو عَنِ السَّيِّئَاتِ وَيَعْلَمُ مَا تَفْعَلُونَ
Izy no mandray ny fibebahana avy amin’ireo mpanompony, mamela ny ratsy, ary mahafantatra izay ataonareo.
26وَيَسْتَجِيبُ الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ وَيَزِيدُهُم مِّن فَضْلِهِ ۚ وَالْكَافِرُونَ لَهُمْ عَذَابٌ شَدِيدٌ
Ary mamaly ny fangatahan’ireo izay mino sy manao asa soa Izy, ka mampitombo ny fahasoavaNy amin’izy ireo; fa ireo tsy mpino kosa, dia mahazo fanasaziana mafy.
27۞ وَلَوْ بَسَطَ اللَّهُ الرِّزْقَ لِعِبَادِهِ لَبَغَوْا فِي الْأَرْضِ وَلَٰكِن يُنَزِّلُ بِقَدَرٍ مَّا يَشَاءُ ۚ إِنَّهُ بِعِبَادِهِ خَبِيرٌ بَصِيرٌ
Fa raha manome an-kalalahana ny fanomezaNy amin’ireo mpanompony I Allah, dia hanao ny tafahoatra izy ireo ety an-tany; nefa ampidiniNy amin’ny antonony araka izay tiaNy izany. Fantany tsara ireo mpanompony, ary mahita azy ireo Izy.
28وَهُوَ الَّذِي يُنَزِّلُ الْغَيْثَ مِن بَعْدِ مَا قَنَطُوا وَيَنشُرُ رَحْمَتَهُ ۚ وَهُوَ الْوَلِيُّ الْحَمِيدُ
Ary Izy no mampidina ny ranon’orana taorian’ny fahakivian’olona, ary mampiely ny famindram-pony fa Izy no ilay mpiahy, ilay mendri-piderana.
29وَمِنْ آيَاتِهِ خَلْقُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَمَا بَثَّ فِيهِمَا مِن دَابَّةٍ ۚ وَهُوَ عَلَىٰ جَمْعِهِمْ إِذَا يَشَاءُ قَدِيرٌ
Ary anisan’ireo famantarana avy Aminy, ny fahariana ny lanitra sy ny tany, ary ireo zava-manan’aina izay naparitany tao, manana fahefana hanongana azy ireo araka izay tiany Izy.
Ash-ShuraFizahan-takila Koraña
53Andininy
MeccanRevelation
27Andininy
Fandikana — Ash-Shura 27
Surah Ash-Shura Andininy 27 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa raha manome an-kalalahana ny fanomezaNy amin’ireo mpanompony I Allah,…Surah Andininy 27/53 — Ash-Shura الشورى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shura Henoy, Ash-Shura Fandikana, Ash-Shura mp3, Ash-Shura pdf. Andininy 25–29. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








