Az-Zukhruf · 5/89
Fandikana Fanononana — Az-Zukhruf
أَفَنَضْرِبُ عَنكُمُ الذِّكْرَ صَفْحًا أَن كُنتُمْ قَوْمًا مُّسْرِفِينَ ۝٥
Afanadribu `ankumuz Zikra safhan an kuntum qawmam musrifeen
📖 Dikany Malagasy
Moa tsy nomenay ny fampahatsiarovana va ianareo, nefa tsy niraharaha ianareo izany, satria olona mpanao ny tafahoatra ianareo ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 3-7 — Az-Zukhruf

3إِنَّا جَعَلْنَاهُ قُرْآنًا عَرَبِيًّا لَّعَلَّكُمْ تَعْقِلُونَ
Nataonay ny Koroany amin’ny fiteny arabo izany, mba hisainanareo
4وَإِنَّهُ فِي أُمِّ الْكِتَابِ لَدَيْنَا لَعَلِيٌّ حَكِيمٌ
Izay aty Aminay ao anatin’ny takelaka fototra, ambony indrindra, ary feno fahendrena.
5أَفَنَضْرِبُ عَنكُمُ الذِّكْرَ صَفْحًا أَن كُنتُمْ قَوْمًا مُّسْرِفِينَ
Moa tsy nomenay ny fampahatsiarovana va ianareo, nefa tsy niraharaha ianareo izany, satria olona mpanao ny tafahoatra ianareo ?
6وَكَمْ أَرْسَلْنَا مِن نَّبِيٍّ فِي الْأَوَّلِينَ
Firifiry moa ny Mpaminany nalefanay tamin’ireo olona taloha !
7وَمَا يَأْتِيهِم مِّن نَّبِيٍّ إِلَّا كَانُوا بِهِ يَسْتَهْزِئُونَ
Nefa tsy nisy Mpaminany iray tonga tamin’izy ireo, ka tsy noesoiny.
Az-ZukhrufFizahan-takila Koraña
89Andininy
MeccanRevelation
5Andininy

Fandikana — Az-Zukhruf 5

Surah Az-Zukhruf Andininy 5 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa tsy nomenay ny fampahatsiarovana va ianareo, nefa tsy niraharaha…

Surah Andininy 5/89 — Az-Zukhruf الزخرف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Az-Zukhruf Henoy, Az-Zukhruf Fandikana, Az-Zukhruf mp3, Az-Zukhruf pdf. Andininy 3–7. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers