Ad-Dukhan · 28/59
Fandikana Fanononana — Ad-Dukhan
كَذَٰلِكَ ۖ وَأَوْرَثْنَاهَا قَوْمًا آخَرِينَ ۝٢٨
Kazaalika wa awrasnaahaa qawman aakhareen
📖 Dikany Malagasy
Toy izany no niseho, ka nampandovanay vahoaka hafa izany.
🎧 Henoy

📜 Andininy 26-30 — Ad-Dukhan

26وَزُرُوعٍ وَمَقَامٍ كَرِيمٍ
Ireo saha sy fonenana mahafinaritra
27وَنَعْمَةٍ كَانُوا فِيهَا فَاكِهِينَ
Ny fahafinaretana nifalian’izy ireo.
28كَذَٰلِكَ ۖ وَأَوْرَثْنَاهَا قَوْمًا آخَرِينَ
Toy izany no niseho, ka nampandovanay vahoaka hafa izany.
29فَمَا بَكَتْ عَلَيْهِمُ السَّمَاءُ وَالْأَرْضُ وَمَا كَانُوا مُنظَرِينَ
Tsy nisy nitomany azy ireo, na ny lanitra, na ny tany, sady tsy nahazo fanemoram-potoana intsony izy ireo.
30وَلَقَدْ نَجَّيْنَا بَنِي إِسْرَائِيلَ مِنَ الْعَذَابِ الْمُهِينِ
Ary navotanay tamin’ny famaizana mahafabaraka ireo zanak’Israely,
Ad-DukhanFizahan-takila Koraña
59Andininy
MeccanRevelation
28Andininy

Fandikana — Ad-Dukhan 28

Surah Ad-Dukhan Andininy 28 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Toy izany no niseho, ka nampandovanay vahoaka hafa izany.

Surah Andininy 28/59 — Ad-Dukhan الدخان (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ad-Dukhan Henoy, Ad-Dukhan Fandikana, Ad-Dukhan mp3, Ad-Dukhan pdf. Andininy 26–30. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers