Al-Ahqaf · 3/35
Fandikana Fanononana — Surah Al-Ahqaf
مَا خَلَقْنَا السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ وَمَا بَيْنَهُمَا إِلَّا بِالْحَقِّ وَأَجَلٍ مُّسَمًّى ۚ وَالَّذِينَ كَفَرُوا عَمَّا أُنذِرُوا مُعْرِضُونَ ۝٣
Maa khalaqnas samaawaati wal arda wa maa bainahumaaa illaa bilhaqqi wa ajalim musammaa; wallazeena kafaroo `ammaaa unziroo mu`ridoon
📖 Dikany Malagasy
Tsy noharianay ny lanitra sy ny tany sy izay eo anelanelany raha tsy tamim-pahamarinana, ary ho amin'ny fotoana voafetra.Tsy miraharaha amin'izay nampitandremana azy ireo ny tsy mpino.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-5 — Surah Al-Ahqaf

1حم
Hà Mîm
2تَنزِيلُ الْكِتَابِ مِنَ اللَّهِ الْعَزِيزِ الْحَكِيمِ
Ny fanambarana ny Boky dia avy amin'Andriamanitra Ilay Tsitoha, Ilay be Fahendrena.
3مَا خَلَقْنَا السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ وَمَا بَيْنَهُمَا إِلَّا بِالْحَقِّ وَأَجَلٍ مُّسَمًّى ۚ وَالَّذِينَ كَفَرُوا عَمَّا أُنذِرُوا مُعْرِضُونَ
Tsy noharianay ny lanitra sy ny tany sy izay eo anelanelany raha tsy tamim-pahamarinana, ary ho amin'ny fotoana voafetra.Tsy miraharaha amin'izay nampitandremana azy ireo ny tsy mpino.
4قُلْ أَرَأَيْتُم مَّا تَدْعُونَ مِن دُونِ اللَّهِ أَرُونِي مَاذَا خَلَقُوا مِنَ الْأَرْضِ أَمْ لَهُمْ شِرْكٌ فِي السَّمَاوَاتِ ۖ ائْتُونِي بِكِتَابٍ مِّن قَبْلِ هَٰذَا أَوْ أَثَارَةٍ مِّنْ عِلْمٍ إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
Dia lazao hoe : "Ahoana no fahitanareo ireo izay antsoinareo ankoatra an'I Allah" ? Asehoy ahy ary izay namboarin'izy ireo avy amin'ny tany ! Sa misy fiarahan'izy ireo amin'Allah va any an-danitra ? Itondrao boky talohan'ity aho, na izay sisa tavela amin'ny fahalalana, raha mpilaza ny marina ianareo. "
5وَمَنْ أَضَلُّ مِمَّن يَدْعُو مِن دُونِ اللَّهِ مَن لَّا يَسْتَجِيبُ لَهُ إِلَىٰ يَوْمِ الْقِيَامَةِ وَهُمْ عَن دُعَائِهِمْ غَافِلُونَ
Fa iza no very lalana kokoa, noho izay miantso ankoatra an'Allah izay tsy afaka hamaly azy akory hatramin'ny andro fitsanganana ? Ary tsy miraika amin'ny fangatahan'izy ireo.
Al-AhqafFizahan-takila Koraña
35Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — Al-Ahqaf 3

Surah Al-Ahqaf Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy noharianay ny lanitra sy ny tany sy izay eo…

Surah Andininy 3/35 — Surah Al-Ahqaf الأحقاف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Ahqaf Henoy, Surah Al-Ahqaf Fandikana, Surah Al-Ahqaf mp3, Surah Al-Ahqaf pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers