Mohammady · 7/38
Fandikana Fanononana — Surah Mohammady
يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا إِن تَنصُرُوا اللَّهَ يَنصُرْكُمْ وَيُثَبِّتْ أَقْدَامَكُمْ ۝٧
Yaaa ayyuhal lazeena aamanooo in tansurul laaha yansurkum wa yusabbit aqdaamakum
📖 Dikany Malagasy
Ianareo mpino ! Raha ampandresenareo izay mikasika an’I Allah, dia hataony mpandresy ianareo, ka ho hamafisiny ny dianareo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 5-9 — Surah Mohammady

5سَيَهْدِيهِمْ وَيُصْلِحُ بَالَهُمْ
Ho tarihiny lalana izy ireo, ary ho hatsarainy ny momba azy ireo,
6وَيُدْخِلُهُمُ الْجَنَّةَ عَرَّفَهَا لَهُمْ
Ka hampidiriny amin’ny Paradisa izay hampafantariny azy ireo.
7يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا إِن تَنصُرُوا اللَّهَ يَنصُرْكُمْ وَيُثَبِّتْ أَقْدَامَكُمْ
Ianareo mpino ! Raha ampandresenareo izay mikasika an’I Allah, dia hataony mpandresy ianareo, ka ho hamafisiny ny dianareo.
8وَالَّذِينَ كَفَرُوا فَتَعْسًا لَّهُمْ وَأَضَلَّ أَعْمَالَهُمْ
Fa ireo izay tsy mpino kosa, dia hisy loza ho azy ireo, ka hataony very maina ny asan’izy ireo.
9ذَٰلِكَ بِأَنَّهُمْ كَرِهُوا مَا أَنزَلَ اللَّهُ فَأَحْبَطَ أَعْمَالَهُمْ
Izany satria nankahalan’izy ireo izay nampidinin’I Allah. Ka nataony very maina ny asan’izy ireo.
MohammadyFizahan-takila Koraña
38Andininy
MedinanRevelation
7Andininy

Fandikana — Mohammady 7

Surah Mohammady Andininy 7 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ianareo mpino ! Raha ampandresenareo izay mikasika an’I Allah, dia…

Surah Andininy 7/38 — Surah Mohammady محمد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Mohammady Henoy, Surah Mohammady Fandikana, Surah Mohammady mp3, Surah Mohammady pdf. Andininy 5–9. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers