Al-Maidah · 58/120
Fandikana Fanononana — Al-Maidah
وَإِذَا نَادَيْتُمْ إِلَى الصَّلَاةِ اتَّخَذُوهَا هُزُوًا وَلَعِبًا ۚ ذَٰلِكَ بِأَنَّهُمْ قَوْمٌ لَّا يَعْقِلُونَ ۝٥٨
Wa izaa naadaitum ilas Salaatit takhazoohaa huzu wan`w wa la`ibaa; zaalika biannnahum qawmul laa ya`qiloon
📖 Dikany Malagasy
Ary rehefa miantso ho amin’ny vavaka fanompoana ianareo dia raisin’izy ireo ho kivazivazy izany sy kilalao. Izany dia satria tena vahoaka tsy mandinika izy ireo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 56-60 — Al-Maidah

56وَمَن يَتَوَلَّ اللَّهَ وَرَسُولَهُ وَالَّذِينَ آمَنُوا فَإِنَّ حِزْبَ اللَّهِ هُمُ الْغَالِبُونَ
Na iza nia za mandray an’I Allah ho mpiahy sy ny Irany, ary ireo mpino ,marina fa ny antokon’I Allah no ho mpandresy.
57يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لَا تَتَّخِذُوا الَّذِينَ اتَّخَذُوا دِينَكُمْ هُزُوًا وَلَعِبًا مِّنَ الَّذِينَ أُوتُوا الْكِتَابَ مِن قَبْلِكُمْ وَالْكُفَّارَ أَوْلِيَاءَ ۚ وَاتَّقُوا اللَّهَ إِن كُنتُم مُّؤْمِنِينَ
O Ianareo mpino! Aza mandray ireo izay mandray ny finoanareo amin’ny kivazivazy sy kilalao amin’ireo izay nomena ny boky talohanareo sy ireo tsy mpino ho mpiahy ianareo. Ary matahora an’I Allah raha tena mpino marina ianareo.
58وَإِذَا نَادَيْتُمْ إِلَى الصَّلَاةِ اتَّخَذُوهَا هُزُوًا وَلَعِبًا ۚ ذَٰلِكَ بِأَنَّهُمْ قَوْمٌ لَّا يَعْقِلُونَ
Ary rehefa miantso ho amin’ny vavaka fanompoana ianareo dia raisin’izy ireo ho kivazivazy izany sy kilalao. Izany dia satria tena vahoaka tsy mandinika izy ireo.
59قُلْ يَا أَهْلَ الْكِتَابِ هَلْ تَنقِمُونَ مِنَّا إِلَّا أَنْ آمَنَّا بِاللَّهِ وَمَا أُنزِلَ إِلَيْنَا وَمَا أُنزِلَ مِن قَبْلُ وَأَنَّ أَكْثَرَكُمْ فَاسِقُونَ
Teneno hoe: "O ry olon’ny boky! Moa ve mankahala anay ianareo afa-tsy noho izahay mino an’I Allah sy izay nampidinina taminay, ary izay nampidinina tany aloha?". Tena marina fa ny ankamaroanareo dia mpanao ny asa ratsy.
60قُلْ هَلْ أُنَبِّئُكُم بِشَرٍّ مِّن ذَٰلِكَ مَثُوبَةً عِندَ اللَّهِ ۚ مَن لَّعَنَهُ اللَّهُ وَغَضِبَ عَلَيْهِ وَجَعَلَ مِنْهُمُ الْقِرَدَةَ وَالْخَنَازِيرَ وَعَبَدَ الطَّاغُوتَ ۚ أُولَٰئِكَ شَرٌّ مَّكَانًا وَأَضَلُّ عَن سَوَاءِ السَّبِيلِ
Teneno hoe: Moa ve hambarako anareo ny ratsy kokoa mihoatra an’izany amin’ny valin’asa eo anatrehan’i Allah? Dia izay nozonin’i Allah sy nampiharany ny hatezerany ary ny sasany amin’izy ireo nataony lasa gidro sy kisoa, ary nanompo ny Tàghout [77]. Izy ireny no ratsy toerana indrindra sy tena very lavitra niala amin’ny làlana mahitsy.
Al-MaidahFizahan-takila Koraña
120Andininy
MedinanRevelation
58Andininy

Fandikana — Al-Maidah 58

Surah Al-Maidah Andininy 58 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary rehefa miantso ho amin’ny vavaka fanompoana ianareo dia raisin’izy…

Surah Andininy 58/120 — Al-Maidah المائدة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Maidah Henoy, Al-Maidah Fandikana, Al-Maidah mp3, Al-Maidah pdf. Andininy 56–60. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers