An-Najm · 19/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
أَفَرَأَيْتُمُ اللَّاتَ وَالْعُزَّىٰ ۝١٩
Afara`aytumul laata wal `uzzaa
📖 Dikany Malagasy
Ka ahoana àry ny fahitanareo ny sampy Làt sy Ozzà?

🎧 Henoy


📜 Andininy 17-21 — Surah An-Najm

17مَا زَاغَ الْبَصَرُ وَمَا طَغَىٰ
Tsy nivily ny fahitany na nihoatra ny tokony ho izy.
18لَقَدْ رَأَىٰ مِنْ آيَاتِ رَبِّهِ الْكُبْرَىٰ
Hitany tokoa ny sasany tamin’ireo fahagagana lehibe avy amin’ny Tompony.
19أَفَرَأَيْتُمُ اللَّاتَ وَالْعُزَّىٰ
Ka ahoana àry ny fahitanareo ny sampy Làt sy Ozzà?
20وَمَنَاةَ الثَّالِثَةَ الْأُخْرَىٰ
Ary koa i Manat, ilay sampy fahatelo hafa ?
21أَلَكُمُ الذَّكَرُ وَلَهُ الْأُنثَىٰ
Ho anareo va ny zazalahy, fa ho Azy kosa ny zazavavy ?
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
19Andininy

Fandikana — An-Najm 19

Surah An-Najm Andininy 19 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka ahoana àry ny fahitanareo ny sampy Làt sy Ozzà?

Surah Andininy 19/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 17–21. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers