An-Najm · 18/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
لَقَدْ رَأَىٰ مِنْ آيَاتِ رَبِّهِ الْكُبْرَىٰ ۝١٨
Laqad ra aa min aayaati Rabbihil kubraaa
📖 Dikany Malagasy
Hitany tokoa ny sasany tamin’ireo fahagagana lehibe avy amin’ny Tompony.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 16-20 — Surah An-Najm

16إِذْ يَغْشَى السِّدْرَةَ مَا يَغْشَىٰ
Tamin’ny fotoana izay nahasarona ny hazo na mokonazy, tamin’izay nandrakotra azy.
17مَا زَاغَ الْبَصَرُ وَمَا طَغَىٰ
Tsy nivily ny fahitany na nihoatra ny tokony ho izy.
18لَقَدْ رَأَىٰ مِنْ آيَاتِ رَبِّهِ الْكُبْرَىٰ
Hitany tokoa ny sasany tamin’ireo fahagagana lehibe avy amin’ny Tompony.
19أَفَرَأَيْتُمُ اللَّاتَ وَالْعُزَّىٰ
Ka ahoana àry ny fahitanareo ny sampy Làt sy Ozzà?
20وَمَنَاةَ الثَّالِثَةَ الْأُخْرَىٰ
Ary koa i Manat, ilay sampy fahatelo hafa ?
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
18Andininy

Fandikana — An-Najm 18

Surah An-Najm Andininy 18 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hitany tokoa ny sasany tamin’ireo fahagagana lehibe avy amin’ny Tompony.

Surah Andininy 18/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 16–20. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers