An-Najm · 59/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
أَفَمِنْ هَٰذَا الْحَدِيثِ تَعْجَبُونَ ۝٥٩
Afamin hazal hadeesi ta`jaboon
📖 Dikany Malagasy
Moa mahagaga anareo va io lahateny io (koroany) ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 57-61 — Surah An-Najm

57أَزِفَتِ الْآزِفَةُ
Manantona ilay akaiky (ilay Ora Fitsarana).
58لَيْسَ لَهَا مِن دُونِ اللَّهِ كَاشِفَةٌ
Tsy misy ankoatra an’I Allah no afaka hampiseho izany.
59أَفَمِنْ هَٰذَا الْحَدِيثِ تَعْجَبُونَ
Moa mahagaga anareo va io lahateny io (koroany) ?
60وَتَضْحَكُونَ وَلَا تَبْكُونَ
Ka mihomehy amin’izany ianareo fa tsy mba mitomany akory ?
61وَأَنتُمْ سَامِدُونَ
Variana tanteraka amin’ny fialambolinareo.
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
59Andininy

Fandikana — An-Najm 59

Surah An-Najm Andininy 59 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa mahagaga anareo va io lahateny io (koroany) ?

Surah Andininy 59/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 57–61. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers