An-Najm · 8/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
ثُمَّ دَنَا فَتَدَلَّىٰ ۝٨
Summa danaa fatadalla
📖 Dikany Malagasy
Avy eo dia nanatona sy nidina ambanimbany kokoa izy.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 6-10 — Surah An-Najm

6ذُو مِرَّةٍ فَاسْتَوَىٰ
Manan-tsaina ; ary niseho tamin’ny endrika maha izy azy.
7وَهُوَ بِالْأُفُقِ الْأَعْلَىٰ
Raha teo amin’ny fara-vodilanitra ambony izy.
8ثُمَّ دَنَا فَتَدَلَّىٰ
Avy eo dia nanatona sy nidina ambanimbany kokoa izy.
9فَكَانَ قَابَ قَوْسَيْنِ أَوْ أَدْنَىٰ
Hatreo amin’izay tratran’ny zana-tsipika indroa, na akaiky kokoa noho izany.
10فَأَوْحَىٰ إِلَىٰ عَبْدِهِ مَا أَوْحَىٰ
Nambarany tamin’ny mpanompony izay nambarany.
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
8Andininy

Fandikana — An-Najm 8

Surah An-Najm Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Avy eo dia nanatona sy nidina ambanimbany kokoa izy.

Surah Andininy 8/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers