Al-Qamar · 54/55
Fandikana Fanononana — Al-Qamar
إِنَّ الْمُتَّقِينَ فِي جَنَّاتٍ وَنَهَرٍ ۝٥٤
Innal muttaqeena fee jannaatinw wa nahar
📖 Dikany Malagasy
Ho ao amin’ireo zaridaina sy renirano tokoa ireo vontom-pinoana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 52-55 — Al-Qamar

52وَكُلُّ شَيْءٍ فَعَلُوهُ فِي الزُّبُرِ
Ary voasoratra ao amin’ny Boky avokoa izay nataon’izy ireo.
53وَكُلُّ صَغِيرٍ وَكَبِيرٍ مُّسْتَطَرٌ
Ka voatahiry avokoa ny zava-nitranga na kely na lehibe.
54إِنَّ الْمُتَّقِينَ فِي جَنَّاتٍ وَنَهَرٍ
Ho ao amin’ireo zaridaina sy renirano tokoa ireo vontom-pinoana.
55فِي مَقْعَدِ صِدْقٍ عِندَ مَلِيكٍ مُّقْتَدِرٍ
Ao amin’ny toeram-pialan-tsasatra marina eo anatrehan’ilay Tompo Mahefa ny zavatra rehetra.
Al-QamarFizahan-takila Koraña
55Andininy
MeccanRevelation
54Andininy

Fandikana — Al-Qamar 54

Surah Al-Qamar Andininy 54 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ho ao amin’ireo zaridaina sy renirano tokoa ireo vontom-pinoana.

Surah Andininy 54/55 — Al-Qamar القمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qamar Henoy, Al-Qamar Fandikana, Al-Qamar mp3, Al-Qamar pdf. Andininy 52–55. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers