Ar-Rahman · 18/78
Fandikana Fanononana — Ar-Rahman
فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ ۝١٨
Fabi ayyi aalaaa`i Rabbikumaa tukazzibaan
📖 Dikany Malagasy
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 16-20 — Ar-Rahman

16فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
17رَبُّ الْمَشْرِقَيْنِ وَرَبُّ الْمَغْرِبَيْنِ
Tompon’ireo fiposahana roa, ary Tompon’ny filentehana roa !
18فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
19مَرَجَ الْبَحْرَيْنِ يَلْتَقِيَانِ
Nomeny falalahana ireo rano masina roa mba hifanena.
20بَيْنَهُمَا بَرْزَخٌ لَّا يَبْغِيَانِ
Misy fefy tsy dikain’izy ireo eo anelanelany.
Ar-RahmanFizahan-takila Koraña
78Andininy
MedinanRevelation
18Andininy

Fandikana — Ar-Rahman 18

Surah Ar-Rahman Andininy 18 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo…

Surah Andininy 18/78 — Ar-Rahman الرحمن (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Rahman Henoy, Ar-Rahman Fandikana, Ar-Rahman mp3, Ar-Rahman pdf. Andininy 16–20. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers