Ar-Rahman · 62/78
Fandikana Fanononana — Surah Ar-Rahman
وَمِن دُونِهِمَا جَنَّتَانِ ۝٦٢
Wa min doonihimaa jannataan
📖 Dikany Malagasy
Ankoatra ireo zaridaina roa ireo dia misy zaridaina roa hafa.

🎧 Henoy


📜 Andininy 60-64 — Surah Ar-Rahman

60هَلْ جَزَاءُ الْإِحْسَانِ إِلَّا الْإِحْسَانُ
Moa misy valisoa hafa ho an’ny tsara va ankoatrany ny tsara ?
61فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’nyTomponareo àry no lavinareo ?
62وَمِن دُونِهِمَا جَنَّتَانِ
Ankoatra ireo zaridaina roa ireo dia misy zaridaina roa hafa.
63فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
64مُدْهَامَّتَانِ
Maitso antitra izy ireo.
Ar-RahmanFizahan-takila Koraña
78Andininy
MedinanRevelation
62Andininy

Fandikana — Ar-Rahman 62

Surah Ar-Rahman Andininy 62 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ankoatra ireo zaridaina roa ireo dia misy zaridaina roa hafa.

Surah Andininy 62/78 — Surah Ar-Rahman الرحمن (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ar-Rahman Henoy, Surah Ar-Rahman Fandikana, Surah Ar-Rahman mp3, Surah Ar-Rahman pdf. Andininy 60–64. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers