Ar-Rahman · 61/78
Fandikana Fanononana — Ar-Rahman
فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ ۝٦١
Fabi ayyi aalaaa`i Rabbikumaa tukazzibaan
📖 Dikany Malagasy
Fa inona amin’ireo soa avy amin’nyTomponareo àry no lavinareo ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 59-63 — Ar-Rahman

59فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’nyTomponareo àry no lavinareo ?
60هَلْ جَزَاءُ الْإِحْسَانِ إِلَّا الْإِحْسَانُ
Moa misy valisoa hafa ho an’ny tsara va ankoatrany ny tsara ?
61فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’nyTomponareo àry no lavinareo ?
62وَمِن دُونِهِمَا جَنَّتَانِ
Ankoatra ireo zaridaina roa ireo dia misy zaridaina roa hafa.
63فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
Ar-RahmanFizahan-takila Koraña
78Andininy
MedinanRevelation
61Andininy

Fandikana — Ar-Rahman 61

Surah Ar-Rahman Andininy 61 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa inona amin’ireo soa avy amin’nyTomponareo àry no lavinareo ?

Surah Andininy 61/78 — Ar-Rahman الرحمن (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Rahman Henoy, Ar-Rahman Fandikana, Ar-Rahman mp3, Ar-Rahman pdf. Andininy 59–63. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers