Al-Waqi'ah · 26/96
Fandikana Fanononana — Al-Waqi'ah
إِلَّا قِيلًا سَلَامًا سَلَامًا ۝٢٦
Illaa qeelan salaaman salaamaa
📖 Dikany Malagasy
Afa-tsy ny teny hoe : “ Fiadanana ! Fiadanana ! ” (Salam !Salam !).
🎧 Henoy

📜 Andininy 24-28 — Al-Waqi'ah

24جَزَاءً بِمَا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Ho valisoa amin’izay nataon’izy ireo.
25لَا يَسْمَعُونَ فِيهَا لَغْوًا وَلَا تَأْثِيمًا
Tsy hare teniteny foana na teny ratsy izy ireo ao .
26إِلَّا قِيلًا سَلَامًا سَلَامًا
Afa-tsy ny teny hoe : “ Fiadanana ! Fiadanana ! ” (Salam !Salam !).
27وَأَصْحَابُ الْيَمِينِ مَا أَصْحَابُ الْيَمِينِ
Ary ireo olon’ny an-kavanana. Iza moa ireo olon’ny an-kavanana ?
28فِي سِدْرٍ مَّخْضُودٍ
Ho eo amin’ny hazona mokonazy tsy misy tsilo izy ireo.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
26Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 26

Surah Al-Waqi'ah Andininy 26 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Afa-tsy ny teny hoe : “ Fiadanana ! Fiadanana !…

Surah Andininy 26/96 — Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Waqi'ah Henoy, Al-Waqi'ah Fandikana, Al-Waqi'ah mp3, Al-Waqi'ah pdf. Andininy 24–28. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers