Al-Waqi'ah · 56/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
هَٰذَا نُزُلُهُمْ يَوْمَ الدِّينِ ۝٥٦
Haazaa nuzuluhum yawmad deen
📖 Dikany Malagasy
Izany no anjara haroso azy ireo amin’ny andro famaliana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 54-58 — Surah Al-Waqi'ah

54فَشَارِبُونَ عَلَيْهِ مِنَ الْحَمِيمِ
Sady hisotro rano mangotraka(maimbo) ianareo ankoatr’izany.
55فَشَارِبُونَ شُرْبَ الْهِيمِ
Hisotro amin’izany tahaka ny fisotroan’ny rameva mangetaheta ianareo.
56هَٰذَا نُزُلُهُمْ يَوْمَ الدِّينِ
Izany no anjara haroso azy ireo amin’ny andro famaliana.
57نَحْنُ خَلَقْنَاكُمْ فَلَوْلَا تُصَدِّقُونَ
Izahay no Nahary anareo. Koa nahoana àry no tsy hino ianareo ?
58أَفَرَأَيْتُم مَّا تُمْنُونَ
Hitanareo va ny tsirin'aina avoakanareo.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
56Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 56

Surah Al-Waqi'ah Andininy 56 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izany no anjara haroso azy ireo amin’ny andro famaliana.

Surah Andininy 56/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 54–58. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers