Al-Waqi'ah · 57/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
نَحْنُ خَلَقْنَاكُمْ فَلَوْلَا تُصَدِّقُونَ ۝٥٧
Nahnu khalaqnaakum falaw laa tusaddiqoon
📖 Dikany Malagasy
Izahay no Nahary anareo. Koa nahoana àry no tsy hino ianareo ?

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 55-59 — Surah Al-Waqi'ah

55فَشَارِبُونَ شُرْبَ الْهِيمِ
Hisotro amin’izany tahaka ny fisotroan’ny rameva mangetaheta ianareo.
56هَٰذَا نُزُلُهُمْ يَوْمَ الدِّينِ
Izany no anjara haroso azy ireo amin’ny andro famaliana.
57نَحْنُ خَلَقْنَاكُمْ فَلَوْلَا تُصَدِّقُونَ
Izahay no Nahary anareo. Koa nahoana àry no tsy hino ianareo ?
58أَفَرَأَيْتُم مَّا تُمْنُونَ
Hitanareo va ny tsirin'aina avoakanareo.
59أَأَنتُمْ تَخْلُقُونَهُ أَمْ نَحْنُ الْخَالِقُونَ
Ianareo va no nanamboatra azy, sa Izahay no Mpahary ?
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
57Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 57

Surah Al-Waqi'ah Andininy 57 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izahay no Nahary anareo. Koa nahoana àry no tsy hino…

Surah Andininy 57/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 55–59. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers