Al-Waqi'ah · 55/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
فَشَارِبُونَ شُرْبَ الْهِيمِ ۝٥٥
Fashaariboona shurbal heem
📖 Dikany Malagasy
Hisotro amin’izany tahaka ny fisotroan’ny rameva mangetaheta ianareo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 53-57 — Surah Al-Waqi'ah

53فَمَالِئُونَ مِنْهَا الْبُطُونَ
Ka hameno kibo amin’izany.
54فَشَارِبُونَ عَلَيْهِ مِنَ الْحَمِيمِ
Sady hisotro rano mangotraka(maimbo) ianareo ankoatr’izany.
55فَشَارِبُونَ شُرْبَ الْهِيمِ
Hisotro amin’izany tahaka ny fisotroan’ny rameva mangetaheta ianareo.
56هَٰذَا نُزُلُهُمْ يَوْمَ الدِّينِ
Izany no anjara haroso azy ireo amin’ny andro famaliana.
57نَحْنُ خَلَقْنَاكُمْ فَلَوْلَا تُصَدِّقُونَ
Izahay no Nahary anareo. Koa nahoana àry no tsy hino ianareo ?
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
55Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 55

Surah Al-Waqi'ah Andininy 55 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hisotro amin’izany tahaka ny fisotroan’ny rameva mangetaheta ianareo.

Surah Andininy 55/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 53–57. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers