Al-Waqi'ah · 67/96
Fandikana Fanononana — Al-Waqi'ah
بَلْ نَحْنُ مَحْرُومُونَ ۝٦٧
Bal nahnu mahroomoon
📖 Dikany Malagasy
Fa izahay dia nisakanana sy noraraina.

🎧 Henoy


📜 Andininy 65-69 — Al-Waqi'ah

65لَوْ نَشَاءُ لَجَعَلْنَاهُ حُطَامًا فَظَلْتُمْ تَفَكَّهُونَ
Raha tianay dia ho potehinay izany. Ary dia tsy hitsahatra ny fahagaganareo:
66إِنَّا لَمُغْرَمُونَ
Indro izahay fa vesaran-trosa !
67بَلْ نَحْنُ مَحْرُومُونَ
Fa izahay dia nisakanana sy noraraina.
68أَفَرَأَيْتُمُ الْمَاءَ الَّذِي تَشْرَبُونَ
Hitanareo va ny rano izay sotroinareo ?
69أَأَنتُمْ أَنزَلْتُمُوهُ مِنَ الْمُزْنِ أَمْ نَحْنُ الْمُنزِلُونَ
Ianareo va no nampidina azy avy eny amin’ny rahona ? Sa Izahay no Mpampidina izany?
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
67Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 67

Surah Al-Waqi'ah Andininy 67 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa izahay dia nisakanana sy noraraina.

Surah Andininy 67/96 — Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Waqi'ah Henoy, Al-Waqi'ah Fandikana, Al-Waqi'ah mp3, Al-Waqi'ah pdf. Andininy 65–69. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers