At-Tahrim · 12/12
Fandikana Fanononana — At-Tahrim
وَمَرْيَمَ ابْنَتَ عِمْرَانَ الَّتِي أَحْصَنَتْ فَرْجَهَا فَنَفَخْنَا فِيهِ مِن رُّوحِنَا وَصَدَّقَتْ بِكَلِمَاتِ رَبِّهَا وَكُتُبِهِ وَكَانَتْ مِنَ الْقَانِتِينَ ١٢
Transliteration
Wa Maryamab nata `Imraanal lateee ahsanat farjahaa fanafakhnaa feehi mir roobinaa wa saddaqat bikali maati Rabbihaa wa Kutubihee wakaanat minal qaaniteen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Toy izany koa i Maria, zanaka vavin’i Imran, izay nitandrina ny maha virijiny azy, ka notsofinay taminy ny fanahy avy Aminay. Natoky tanteraka ny tenin’ny Tompony sy ireo Boky izy, ary isan’ireo nanokan-tena feno fankatoavana.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 10-12 — At-Tahrim
10ضَرَبَ اللَّهُ مَثَلًا لِّلَّذِينَ كَفَرُوا امْرَأَتَ نُوحٍ وَامْرَأَتَ لُوطٍ ۖ كَانَتَا تَحْتَ عَبْدَيْنِ مِنْ عِبَادِنَا صَالِحَيْنِ فَخَانَتَاهُمَا فَلَمْ يُغْنِيَا عَنْهُمَا مِنَ اللَّهِ شَيْئًا وَقِيلَ ادْخُلَا النَّارَ مَعَ الدَّاخِلِينَ
Nataon’Allah fanoharana ho an’ireo tsy mpino ny vadin’i Noa sy ny vadin’i Lota. Teo ambany fahefan’ireo mpanomponay roa tena tsara fitondran-tena izy ireo, namitaka avokoa izy roa, ka tsy nahavitana na inona na inona teo anatrehan’I Allah izy ireo, ary dia voalaza fa miditra ao amin’ny afo izy roa vavy, miaraka amin’ireo izay miditra ao.
11وَضَرَبَ اللَّهُ مَثَلًا لِّلَّذِينَ آمَنُوا امْرَأَتَ فِرْعَوْنَ إِذْ قَالَتْ رَبِّ ابْنِ لِي عِندَكَ بَيْتًا فِي الْجَنَّةِ وَنَجِّنِي مِن فِرْعَوْنَ وَعَمَلِهِ وَنَجِّنِي مِنَ الْقَوْمِ الظَّالِمِينَ
Ary nataon’I Allah fanoharana ho an’ireo mpino ny vadin’i Faraona, tamin’izy niteny hoe : Tompo ô ! Anamboary trano eo akaikinao any amin’ny Paradisa aho, ka avoty amin’i Faraona sy ny asany aho ary avoty amin’ireo olona mpanao ny tsy rariny.
12وَمَرْيَمَ ابْنَتَ عِمْرَانَ الَّتِي أَحْصَنَتْ فَرْجَهَا فَنَفَخْنَا فِيهِ مِن رُّوحِنَا وَصَدَّقَتْ بِكَلِمَاتِ رَبِّهَا وَكُتُبِهِ وَكَانَتْ مِنَ الْقَانِتِينَ
Toy izany koa i Maria, zanaka vavin’i Imran, izay nitandrina ny maha virijiny azy, ka notsofinay taminy ny fanahy avy Aminay. Natoky tanteraka ny tenin’ny Tompony sy ireo Boky izy, ary isan’ireo nanokan-tena feno fankatoavana.
At-TahrimFizahan-takila Koraña
12Andininy
MedinanRevelation
12Andininy
Fandikana — At-Tahrim 12
Surah At-Tahrim Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Toy izany koa i Maria, zanaka vavin’i Imran, izay nitandrina…Surah Andininy 12/12 — At-Tahrim التحريم (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: At-Tahrim Henoy, At-Tahrim Fandikana, At-Tahrim mp3, At-Tahrim pdf. Andininy 10–12. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








