Al-Qalam · 37/52
Fandikana Fanononana — Al-Qalam
أَمْ لَكُمْ كِتَابٌ فِيهِ تَدْرُسُونَ ۝٣٧
Am lakum kitaabun feehi tadrusoon
📖 Dikany Malagasy
Sa manana Boky hianarana kosa va ianareo ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 35-39 — Al-Qalam

35أَفَنَجْعَلُ الْمُسْلِمِينَ كَالْمُجْرِمِينَ
Moa va ataonay tahaka ireo mpanao ratsy ireo mpankato?
36مَا لَكُمْ كَيْفَ تَحْكُمُونَ
Inona no mahazo anareo ? Fa ahoana ny fomba fitsaranareo ?
37أَمْ لَكُمْ كِتَابٌ فِيهِ تَدْرُسُونَ
Sa manana Boky hianarana kosa va ianareo ?
38إِنَّ لَكُمْ فِيهِ لَمَا تَخَيَّرُونَ
Ka ho azonareo amin'izany izay irinareo ?
39أَمْ لَكُمْ أَيْمَانٌ عَلَيْنَا بَالِغَةٌ إِلَىٰ يَوْمِ الْقِيَامَةِ ۙ إِنَّ لَكُمْ لَمَا تَحْكُمُونَ
Sa nahazo fanomezan-toky marina avy Aminay va ianareo hatramin'ny andro fitsanganana, ka hanomezanay araka izay fanapahan-kevitrareo ?
Al-QalamFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
37Andininy

Fandikana — Al-Qalam 37

Surah Al-Qalam Andininy 37 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Sa manana Boky hianarana kosa va ianareo ?

Surah Andininy 37/52 — Al-Qalam القلم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qalam Henoy, Al-Qalam Fandikana, Al-Qalam mp3, Al-Qalam pdf. Andininy 35–39. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers