Al-Haqqah · 31/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Haqqah
ثُمَّ الْجَحِيمَ صَلُّوهُ ۝٣١
Summal Jaheema sallooh
📖 Dikany Malagasy
Avy eo dia doroy any amin’ny afo mamaivay.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 29-33 — Surah Al-Haqqah

29هَلَكَ عَنِّي سُلْطَانِيَهْ
"Rava ny fahefako ka nandao ahy !"
30خُذُوهُ فَغُلُّوهُ
Raisinareo izy ! Ka asio gadra vy.
31ثُمَّ الْجَحِيمَ صَلُّوهُ
Avy eo dia doroy any amin’ny afo mamaivay.
32ثُمَّ فِي سِلْسِلَةٍ ذَرْعُهَا سَبْعُونَ ذِرَاعًا فَاسْلُكُوهُ
Ary dia fatory amin’ny rojo mirefy fitopolo kiho.
33إِنَّهُ كَانَ لَا يُؤْمِنُ بِاللَّهِ الْعَظِيمِ
Satria tsy nino an'I Allah ilay tena Lehibe izy ireo.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
31Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 31

Surah Al-Haqqah Andininy 31 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Avy eo dia doroy any amin’ny afo mamaivay.

Surah Andininy 31/52 — Surah Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Haqqah Henoy, Surah Al-Haqqah Fandikana, Surah Al-Haqqah mp3, Surah Al-Haqqah pdf. Andininy 29–33. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Wednesday, September 30, 2026

Don't forget us in your sincere prayers