Al-Haqqah · 40/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Haqqah
إِنَّهُ لَقَوْلُ رَسُولٍ كَرِيمٍ ۝٤٠
Innahoo laqawlu Rasoolin kareem
📖 Dikany Malagasy
Fa tenin’i Iraka iray mendri-kaja izany (Kor’any).

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 38-42 — Surah Al-Haqqah

38فَلَا أُقْسِمُ بِمَا تُبْصِرُونَ
Tsia;mianiana amin’izay hitanareo Aho.
39وَمَا لَا تُبْصِرُونَ
Sy amin’izay tsy hitanareo ihany koa.
40إِنَّهُ لَقَوْلُ رَسُولٍ كَرِيمٍ
Fa tenin’i Iraka iray mendri-kaja izany (Kor’any).
41وَمَا هُوَ بِقَوْلِ شَاعِرٍ ۚ قَلِيلًا مَّا تُؤْمِنُونَ
Fa tsy tenin'ny mpanao tononkalo akory, saingy zara raha mino ianareo.
42وَلَا بِقَوْلِ كَاهِنٍ ۚ قَلِيلًا مَّا تَذَكَّرُونَ
Ary tsy tenin’ny mpisikidy; saingy zara raha mahatsiaro ianareo.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
40Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 40

Surah Al-Haqqah Andininy 40 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa tenin’i Iraka iray mendri-kaja izany (Kor’any).

Surah Andininy 40/52 — Surah Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Haqqah Henoy, Surah Al-Haqqah Fandikana, Surah Al-Haqqah mp3, Surah Al-Haqqah pdf. Andininy 38–42. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers