Al-Haqqah · 41/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Haqqah
وَمَا هُوَ بِقَوْلِ شَاعِرٍ ۚ قَلِيلًا مَّا تُؤْمِنُونَ ۝٤١
Wa ma huwa biqawli shaa`ir; qaleelam maa tu`minoon
📖 Dikany Malagasy
Fa tsy tenin'ny mpanao tononkalo akory, saingy zara raha mino ianareo.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 39-43 — Surah Al-Haqqah

39وَمَا لَا تُبْصِرُونَ
Sy amin’izay tsy hitanareo ihany koa.
40إِنَّهُ لَقَوْلُ رَسُولٍ كَرِيمٍ
Fa tenin’i Iraka iray mendri-kaja izany (Kor’any).
41وَمَا هُوَ بِقَوْلِ شَاعِرٍ ۚ قَلِيلًا مَّا تُؤْمِنُونَ
Fa tsy tenin'ny mpanao tononkalo akory, saingy zara raha mino ianareo.
42وَلَا بِقَوْلِ كَاهِنٍ ۚ قَلِيلًا مَّا تَذَكَّرُونَ
Ary tsy tenin’ny mpisikidy; saingy zara raha mahatsiaro ianareo.
43تَنزِيلٌ مِّن رَّبِّ الْعَالَمِينَ
Fanambarana avy amin’ny Tompon’izao tontolo izao izany.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
41Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 41

Surah Al-Haqqah Andininy 41 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa tsy tenin'ny mpanao tononkalo akory, saingy zara raha mino…

Surah Andininy 41/52 — Surah Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Haqqah Henoy, Surah Al-Haqqah Fandikana, Surah Al-Haqqah mp3, Surah Al-Haqqah pdf. Andininy 39–43. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers