Al-A'raf · 126/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
وَمَا تَنقِمُ مِنَّا إِلَّا أَنْ آمَنَّا بِآيَاتِ رَبِّنَا لَمَّا جَاءَتْنَا ۚ رَبَّنَا أَفْرِغْ عَلَيْنَا صَبْرًا وَتَوَفَّنَا مُسْلِمِينَ ۝١٢٦
Wa maa tanqimu minnaaa illaaa an aamannaa bi Aayaati Rabbinaa lammaa jaaa`atnaa; Rabbanaaa afrigh `alainaa sabranw wa tawaffanaa muslimeen
📖 Dikany Malagasy
Ary tsy hamaly faty anay ianao afa-tsy noho izahay nino ireo famantarana avy amin’ny Tomponay rehefa tonga teo aminay izany.Tomponay o ! Arotsahy aminay ny faharetana ary ataovy ho maty am-panekena Anao tanteraka izahay”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 124-128 — Al-A'raf

124لَأُقَطِّعَنَّ أَيْدِيَكُمْ وَأَرْجُلَكُم مِّنْ خِلَافٍ ثُمَّ لَأُصَلِّبَنَّكُمْ أَجْمَعِينَ
Tena ho tapahako ny tananareo sy ny tongotrareo mifanohitra amin’ny andaniny, avy eo tena ho fantsihiko tokoa amin’ny hazo ianareo rehetra.
125قَالُوا إِنَّا إِلَىٰ رَبِّنَا مُنقَلِبُونَ
Niteny izy ireo nanao hoe : “Tena marina fa any amin’ny tomponay no hiverenanay.
126وَمَا تَنقِمُ مِنَّا إِلَّا أَنْ آمَنَّا بِآيَاتِ رَبِّنَا لَمَّا جَاءَتْنَا ۚ رَبَّنَا أَفْرِغْ عَلَيْنَا صَبْرًا وَتَوَفَّنَا مُسْلِمِينَ
Ary tsy hamaly faty anay ianao afa-tsy noho izahay nino ireo famantarana avy amin’ny Tomponay rehefa tonga teo aminay izany.Tomponay o ! Arotsahy aminay ny faharetana ary ataovy ho maty am-panekena Anao tanteraka izahay”.
127وَقَالَ الْمَلَأُ مِن قَوْمِ فِرْعَوْنَ أَتَذَرُ مُوسَىٰ وَقَوْمَهُ لِيُفْسِدُوا فِي الْأَرْضِ وَيَذَرَكَ وَآلِهَتَكَ ۚ قَالَ سَنُقَتِّلُ أَبْنَاءَهُمْ وَنَسْتَحْيِي نِسَاءَهُمْ وَإِنَّا فَوْقَهُمْ قَاهِرُونَ
Ary niteny ireo loholona avy amin’ny vahoakan’i Faraona nanao hoe : “Moa ve avelanao i Mosesy sy ny vahoakany hanao asa fanimbana eto an-tany, ary handao anao sy ireo zanaharinao izy ?”. Niteny izy nanao hoe : “Ho vonointsika ny zanaka lahin’izy ireo ary avelantsika ho velona ny vehivavin’izy ireo, ary marina fa isika dia ambonin’izy ireo sy manjaka.
128قَالَ مُوسَىٰ لِقَوْمِهِ اسْتَعِينُوا بِاللَّهِ وَاصْبِرُوا ۖ إِنَّ الْأَرْضَ لِلَّهِ يُورِثُهَا مَن يَشَاءُ مِنْ عِبَادِهِ ۖ وَالْعَاقِبَةُ لِلْمُتَّقِينَ
Niteny i Mosesy tamin’ny vahoakany nanao hoe : “Mangataha vonjy amin’I Allah ianareo, ary mahareta, marina fa ny tany dia an’I Allah. Ampandovàny izay sitrany amin’ireo mpanompony. Ny fiafarana tsara dia ho an’ireo manam-patahorana”.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
126Andininy

Fandikana — Al-A'raf 126

Surah Al-A'raf Andininy 126 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tsy hamaly faty anay ianao afa-tsy noho izahay nino…

Surah Andininy 126/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 124–128. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers