Al-A'raf · 125/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
قَالُوا إِنَّا إِلَىٰ رَبِّنَا مُنقَلِبُونَ ۝١٢٥
Qaaloo innaaa ilaa Rabbinaa munqaliboon
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy ireo nanao hoe : “Tena marina fa any amin’ny tomponay no hiverenanay.

🎧 Henoy


📜 Andininy 123-127 — Al-A'raf

123قَالَ فِرْعَوْنُ آمَنتُم بِهِ قَبْلَ أَنْ آذَنَ لَكُمْ ۖ إِنَّ هَٰذَا لَمَكْرٌ مَّكَرْتُمُوهُ فِي الْمَدِينَةِ لِتُخْرِجُوا مِنْهَا أَهْلَهَا ۖ فَسَوْفَ تَعْلَمُونَ
Niteny i Faraona nanao hoe : “Mino Azy ve ianareo alohan’ny hanomezako alàlana anareo ? Marina fa izany dia tena tetika efa nomaninareo tany amin’ny tanàna mba hamoahanareo ny mponina ao aminy, ka ho fantatrareo tsara izany.
124لَأُقَطِّعَنَّ أَيْدِيَكُمْ وَأَرْجُلَكُم مِّنْ خِلَافٍ ثُمَّ لَأُصَلِّبَنَّكُمْ أَجْمَعِينَ
Tena ho tapahako ny tananareo sy ny tongotrareo mifanohitra amin’ny andaniny, avy eo tena ho fantsihiko tokoa amin’ny hazo ianareo rehetra.
125قَالُوا إِنَّا إِلَىٰ رَبِّنَا مُنقَلِبُونَ
Niteny izy ireo nanao hoe : “Tena marina fa any amin’ny tomponay no hiverenanay.
126وَمَا تَنقِمُ مِنَّا إِلَّا أَنْ آمَنَّا بِآيَاتِ رَبِّنَا لَمَّا جَاءَتْنَا ۚ رَبَّنَا أَفْرِغْ عَلَيْنَا صَبْرًا وَتَوَفَّنَا مُسْلِمِينَ
Ary tsy hamaly faty anay ianao afa-tsy noho izahay nino ireo famantarana avy amin’ny Tomponay rehefa tonga teo aminay izany.Tomponay o ! Arotsahy aminay ny faharetana ary ataovy ho maty am-panekena Anao tanteraka izahay”.
127وَقَالَ الْمَلَأُ مِن قَوْمِ فِرْعَوْنَ أَتَذَرُ مُوسَىٰ وَقَوْمَهُ لِيُفْسِدُوا فِي الْأَرْضِ وَيَذَرَكَ وَآلِهَتَكَ ۚ قَالَ سَنُقَتِّلُ أَبْنَاءَهُمْ وَنَسْتَحْيِي نِسَاءَهُمْ وَإِنَّا فَوْقَهُمْ قَاهِرُونَ
Ary niteny ireo loholona avy amin’ny vahoakan’i Faraona nanao hoe : “Moa ve avelanao i Mosesy sy ny vahoakany hanao asa fanimbana eto an-tany, ary handao anao sy ireo zanaharinao izy ?”. Niteny izy nanao hoe : “Ho vonointsika ny zanaka lahin’izy ireo ary avelantsika ho velona ny vehivavin’izy ireo, ary marina fa isika dia ambonin’izy ireo sy manjaka.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
125Andininy

Fandikana — Al-A'raf 125

Surah Al-A'raf Andininy 125 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy ireo nanao hoe : “Tena marina fa any…

Surah Andininy 125/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 123–127. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers