Al-A'raf · 138/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
وَجَاوَزْنَا بِبَنِي إِسْرَائِيلَ الْبَحْرَ فَأَتَوْا عَلَىٰ قَوْمٍ يَعْكُفُونَ عَلَىٰ أَصْنَامٍ لَّهُمْ ۚ قَالُوا يَا مُوسَى اجْعَل لَّنَا إِلَٰهًا كَمَا لَهُمْ آلِهَةٌ ۚ قَالَ إِنَّكُمْ قَوْمٌ تَجْهَلُونَ ۝١٣٨
Wa jaawaznaa bi Banneee Israaa`eelal bahra fa ataw `alaa qawminy ya`kufoona `alaaa asnaamil lahum; qaaloo yaa Moosaj`al lanaa ilaahan kamaa lahum aalihah; qaala innakum qawmun tajhaloon
📖 Dikany Malagasy
Ary nampitanay ny ranomasina ireo zanak’Israely, dia nandalo teo amin’ny vahoaka nanompo ny sampiny, dia niteny izy ireo hoe : “O ry Mosesy ! Omeo tompo tahaka ireto vahoaka manana tompo ireto izahay". Namaly izy hoe : “Tena marina fa vahoaka tsy mahalala ianareo".

🎧 Henoy


📜 Andininy 136-140 — Surah Al-A'raf

136فَانتَقَمْنَا مِنْهُمْ فَأَغْرَقْنَاهُمْ فِي الْيَمِّ بِأَنَّهُمْ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا وَكَانُوا عَنْهَا غَافِلِينَ
Noho izany dia namaly azy ireo Izahay; ka narendrikay tao anatin'ny ranomasina izy ireo, satria izy ireo dia nilaza fa lainga ireo famantarana avy taminay ary tsy niraharaha izany izy ireo.
137وَأَوْرَثْنَا الْقَوْمَ الَّذِينَ كَانُوا يُسْتَضْعَفُونَ مَشَارِقَ الْأَرْضِ وَمَغَارِبَهَا الَّتِي بَارَكْنَا فِيهَا ۖ وَتَمَّتْ كَلِمَتُ رَبِّكَ الْحُسْنَىٰ عَلَىٰ بَنِي إِسْرَائِيلَ بِمَا صَبَرُوا ۖ وَدَمَّرْنَا مَا كَانَ يَصْنَعُ فِرْعَوْنُ وَقَوْمُهُ وَمَا كَانُوا يَعْرِشُونَ
Ary nampandovanay ireo vahoaka, izay niharan’ny tsindry hazo lena, ny atsinanan’ny tany sy ny andrefany, izay efa nosoavinay ny aminy. Ary tanteraka tamin’ireo zanak’Israely ny teny mahafinaritra indrindra avy amin’ny Tomponao noho izy ireo maharitra. Ary nopotehinay izay rehetra nataon’i Faraona sy ny vahoakany sy izay natsangan’izy ireo.
138وَجَاوَزْنَا بِبَنِي إِسْرَائِيلَ الْبَحْرَ فَأَتَوْا عَلَىٰ قَوْمٍ يَعْكُفُونَ عَلَىٰ أَصْنَامٍ لَّهُمْ ۚ قَالُوا يَا مُوسَى اجْعَل لَّنَا إِلَٰهًا كَمَا لَهُمْ آلِهَةٌ ۚ قَالَ إِنَّكُمْ قَوْمٌ تَجْهَلُونَ
Ary nampitanay ny ranomasina ireo zanak’Israely, dia nandalo teo amin’ny vahoaka nanompo ny sampiny, dia niteny izy ireo hoe : “O ry Mosesy ! Omeo tompo tahaka ireto vahoaka manana tompo ireto izahay". Namaly izy hoe : “Tena marina fa vahoaka tsy mahalala ianareo".
139إِنَّ هَٰؤُلَاءِ مُتَبَّرٌ مَّا هُمْ فِيهِ وَبَاطِلٌ مَّا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Ny fomba fivavahana izay ianteheran’izy ireo dia ho rava, ary ho zava-poana izay rehetra ataon’izy ireo.
140قَالَ أَغَيْرَ اللَّهِ أَبْغِيكُمْ إِلَٰهًا وَهُوَ فَضَّلَكُمْ عَلَى الْعَالَمِينَ
Niteny Izy nanao hoe : “Izaho ve no hitady zanahary hafa ho anareo ankoatr’I Allah nefa Izy no nanome anareo tombom-pahasoavana teo amin’izao Tontolo izao ?”
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
138Andininy

Fandikana — Al-A'raf 138

Surah Al-A'raf Andininy 138 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nampitanay ny ranomasina ireo zanak’Israely, dia nandalo teo amin’ny…

Surah Andininy 138/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 136–140. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers