Al-A'raf · 172/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
وَإِذْ أَخَذَ رَبُّكَ مِن بَنِي آدَمَ مِن ظُهُورِهِمْ ذُرِّيَّتَهُمْ وَأَشْهَدَهُمْ عَلَىٰ أَنفُسِهِمْ أَلَسْتُ بِرَبِّكُمْ ۖ قَالُوا بَلَىٰ ۛ شَهِدْنَا ۛ أَن تَقُولُوا يَوْمَ الْقِيَامَةِ إِنَّا كُنَّا عَنْ هَٰذَا غَافِلِينَ ۝١٧٢
Wa iz akhaza Rabbuka mim Baneee Aadama min zuhoorihim zurriyyatahum wa ash hadahum `alaa anfusihim alastu bi Rabbikum qaaloo balaa shahidnaaa; an taqooloo Yawmal Qiyaamati innaa kunnaa `an haazaa ghaafileen
📖 Dikany Malagasy
Ary rehefa nalain’ny Tomponao avy tamin’ny taranak’i Adama tao amin’ny lamosin’izy ireo ny taranany, ka nampijorony vavolombelona tamin’ny tenan’izy ireo hoe : “Moa ve tsy Izaho no Tomponareo?” Namaly izy ireo nanao hoe : “Eny tokoa, mijoro vavolombelona amin’izany izahay”. Mba tsy hiteny ianareo amin’ny andro fitsanganana hoe : “Tena variana tokoa izahay tamin’izany.”
🎧 Henoy

📜 Andininy 170-174 — Al-A'raf

170وَالَّذِينَ يُمَسِّكُونَ بِالْكِتَابِ وَأَقَامُوا الصَّلَاةَ إِنَّا لَا نُضِيعُ أَجْرَ الْمُصْلِحِينَ
Ary ireo izay mitazona mafy ny boky sy manatanteraka ny fanompoam-pivavahana, tena marina fa Izahay dia tsy manary ny valin-kasasaran’ireo mpanarina ny tenany.
171۞ وَإِذْ نَتَقْنَا الْجَبَلَ فَوْقَهُمْ كَأَنَّهُ ظُلَّةٌ وَظَنُّوا أَنَّهُ وَاقِعٌ بِهِمْ خُذُوا مَا آتَيْنَاكُم بِقُوَّةٍ وَاذْكُرُوا مَا فِيهِ لَعَلَّكُمْ تَتَّقُونَ
Ary rehefa nasandratray teo ambonin’izy ireo ny tendrombohitra, toy ny aloka lehibe izany, ka mihevitra izy ireo fa hianjera eo amin’izy ireo izany. Tazony mafy izay nomenay anareo, ary tsarovy izay ao anatiny, angamba hanam-patahorana ianareo.
172وَإِذْ أَخَذَ رَبُّكَ مِن بَنِي آدَمَ مِن ظُهُورِهِمْ ذُرِّيَّتَهُمْ وَأَشْهَدَهُمْ عَلَىٰ أَنفُسِهِمْ أَلَسْتُ بِرَبِّكُمْ ۖ قَالُوا بَلَىٰ ۛ شَهِدْنَا ۛ أَن تَقُولُوا يَوْمَ الْقِيَامَةِ إِنَّا كُنَّا عَنْ هَٰذَا غَافِلِينَ
Ary rehefa nalain’ny Tomponao avy tamin’ny taranak’i Adama tao amin’ny lamosin’izy ireo ny taranany, ka nampijorony vavolombelona tamin’ny tenan’izy ireo hoe : “Moa ve tsy Izaho no Tomponareo?” Namaly izy ireo nanao hoe : “Eny tokoa, mijoro vavolombelona amin’izany izahay”. Mba tsy hiteny ianareo amin’ny andro fitsanganana hoe : “Tena variana tokoa izahay tamin’izany.”
173أَوْ تَقُولُوا إِنَّمَا أَشْرَكَ آبَاؤُنَا مِن قَبْلُ وَكُنَّا ذُرِّيَّةً مِّن بَعْدِهِمْ ۖ أَفَتُهْلِكُنَا بِمَا فَعَلَ الْمُبْطِلُونَ
Na koa hiteny ianareo nanao hoe : “Tena marina, nanakambana an'I Allah tamin’ny zavatra hafa ny razambenay tany aloha, ary izahay dia taranaka faramandimby taorian’izy ireo. Moa ve haringanao izahay noho izay nataon’ireo mpanao fahadisoana ?”
174وَكَذَٰلِكَ نُفَصِّلُ الْآيَاتِ وَلَعَلَّهُمْ يَرْجِعُونَ
Ary tahak’izany no hanazavanay amin’ny antsipiriany ireo famantarana, ary angamba hiverina izy ireo!
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
172Andininy

Fandikana — Al-A'raf 172

Surah Al-A'raf Andininy 172 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary rehefa nalain’ny Tomponao avy tamin’ny taranak’i Adama tao amin’ny…

Surah Andininy 172/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 170–174. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers