Al-A'raf · 173/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
أَوْ تَقُولُوا إِنَّمَا أَشْرَكَ آبَاؤُنَا مِن قَبْلُ وَكُنَّا ذُرِّيَّةً مِّن بَعْدِهِمْ ۖ أَفَتُهْلِكُنَا بِمَا فَعَلَ الْمُبْطِلُونَ ١٧٣
Transliteration
Aw taqoolooo innamaaa ashraka aabaaa `unaa min qablu wa kunnaa zurriyyatam mim ba`dihim afatuhlikunna bimaa fa`alal mubtiloon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Na koa hiteny ianareo nanao hoe : “Tena marina, nanakambana an'I Allah tamin’ny zavatra hafa ny razambenay tany aloha, ary izahay dia taranaka faramandimby taorian’izy ireo. Moa ve haringanao izahay noho izay nataon’ireo mpanao fahadisoana ?”
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 171-175 — Al-A'raf
171۞ وَإِذْ نَتَقْنَا الْجَبَلَ فَوْقَهُمْ كَأَنَّهُ ظُلَّةٌ وَظَنُّوا أَنَّهُ وَاقِعٌ بِهِمْ خُذُوا مَا آتَيْنَاكُم بِقُوَّةٍ وَاذْكُرُوا مَا فِيهِ لَعَلَّكُمْ تَتَّقُونَ
Ary rehefa nasandratray teo ambonin’izy ireo ny tendrombohitra, toy ny aloka lehibe izany, ka mihevitra izy ireo fa hianjera eo amin’izy ireo izany. Tazony mafy izay nomenay anareo, ary tsarovy izay ao anatiny, angamba hanam-patahorana ianareo.
172وَإِذْ أَخَذَ رَبُّكَ مِن بَنِي آدَمَ مِن ظُهُورِهِمْ ذُرِّيَّتَهُمْ وَأَشْهَدَهُمْ عَلَىٰ أَنفُسِهِمْ أَلَسْتُ بِرَبِّكُمْ ۖ قَالُوا بَلَىٰ ۛ شَهِدْنَا ۛ أَن تَقُولُوا يَوْمَ الْقِيَامَةِ إِنَّا كُنَّا عَنْ هَٰذَا غَافِلِينَ
Ary rehefa nalain’ny Tomponao avy tamin’ny taranak’i Adama tao amin’ny lamosin’izy ireo ny taranany, ka nampijorony vavolombelona tamin’ny tenan’izy ireo hoe : “Moa ve tsy Izaho no Tomponareo?” Namaly izy ireo nanao hoe : “Eny tokoa, mijoro vavolombelona amin’izany izahay”. Mba tsy hiteny ianareo amin’ny andro fitsanganana hoe : “Tena variana tokoa izahay tamin’izany.”
173أَوْ تَقُولُوا إِنَّمَا أَشْرَكَ آبَاؤُنَا مِن قَبْلُ وَكُنَّا ذُرِّيَّةً مِّن بَعْدِهِمْ ۖ أَفَتُهْلِكُنَا بِمَا فَعَلَ الْمُبْطِلُونَ
Na koa hiteny ianareo nanao hoe : “Tena marina, nanakambana an'I Allah tamin’ny zavatra hafa ny razambenay tany aloha, ary izahay dia taranaka faramandimby taorian’izy ireo. Moa ve haringanao izahay noho izay nataon’ireo mpanao fahadisoana ?”
174وَكَذَٰلِكَ نُفَصِّلُ الْآيَاتِ وَلَعَلَّهُمْ يَرْجِعُونَ
Ary tahak’izany no hanazavanay amin’ny antsipiriany ireo famantarana, ary angamba hiverina izy ireo!
175وَاتْلُ عَلَيْهِمْ نَبَأَ الَّذِي آتَيْنَاهُ آيَاتِنَا فَانسَلَخَ مِنْهَا فَأَتْبَعَهُ الشَّيْطَانُ فَكَانَ مِنَ الْغَاوِينَ
Ary tantarao amin’izy ireo vaovaon’ilay nomenay ny famantaranay, ka nihataka tanteraka tamin’izany, ary dia nasain’ny Satana nanaraka azy izy, ka anisan’ireo very.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
173Andininy
Fandikana — Al-A'raf 173
Surah Al-A'raf Andininy 173 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Na koa hiteny ianareo nanao hoe : “Tena marina, nanakambana…Surah Andininy 173/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 171–175. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








