Al-A'raf · 181/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
وَمِمَّنْ خَلَقْنَا أُمَّةٌ يَهْدُونَ بِالْحَقِّ وَبِهِ يَعْدِلُونَ ۝١٨١
Wa mimman khalaqnaaa ummatuny yahdoona bilhaqqi wa bihee ya`diloon
📖 Dikany Malagasy
Ary nisy tamin’ireo izay noharianay no vahoaka izay mitarika araka ny fahamarinana, ka amin’izany no anaovany ny rariny.

🎧 Henoy


📜 Andininy 179-183 — Surah Al-A'raf

179وَلَقَدْ ذَرَأْنَا لِجَهَنَّمَ كَثِيرًا مِّنَ الْجِنِّ وَالْإِنسِ ۖ لَهُمْ قُلُوبٌ لَّا يَفْقَهُونَ بِهَا وَلَهُمْ أَعْيُنٌ لَّا يُبْصِرُونَ بِهَا وَلَهُمْ آذَانٌ لَّا يَسْمَعُونَ بِهَا ۚ أُولَٰئِكَ كَالْأَنْعَامِ بَلْ هُمْ أَضَلُّ ۚ أُولَٰئِكَ هُمُ الْغَافِلُونَ
Efa natokanay ho any amin'ny Afobe betsaka amin'ireo jiny sy ny olombelona, satria manana fo izy ireo saingy tsy mahalala, manana maso nefa tsy mahita, ary manana sofina nefa tsy maheno. Izy ireo dia toy ireo biby, ary very mihoatra azy ireo aza. Izy ireny no tsy miraharaha.
180وَلِلَّهِ الْأَسْمَاءُ الْحُسْنَىٰ فَادْعُوهُ بِهَا ۖ وَذَرُوا الَّذِينَ يُلْحِدُونَ فِي أَسْمَائِهِ ۚ سَيُجْزَوْنَ مَا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Ary an’I Allah ireo anarana tsara indrindra. Ka antsoinareo amin’izany Izy, ary avelao ireo izay maniratsira ny anarany, hahazo ny valin’asa izay nataony izy ireo.
181وَمِمَّنْ خَلَقْنَا أُمَّةٌ يَهْدُونَ بِالْحَقِّ وَبِهِ يَعْدِلُونَ
Ary nisy tamin’ireo izay noharianay no vahoaka izay mitarika araka ny fahamarinana, ka amin’izany no anaovany ny rariny.
182وَالَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا سَنَسْتَدْرِجُهُم مِّنْ حَيْثُ لَا يَعْلَمُونَ
Ary ireo izay milaza fa lainga ireo fanambarany, dia ho tarihinay miandalana mankany amin’ny lalana tsy fantany izy ireo.
183وَأُمْلِي لَهُمْ ۚ إِنَّ كَيْدِي مَتِينٌ
Ka omeko fe-potoana izy ireo , fa azo antoka tokoa ny tetiko !
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
181Andininy

Fandikana — Al-A'raf 181

Surah Al-A'raf Andininy 181 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nisy tamin’ireo izay noharianay no vahoaka izay mitarika araka…

Surah Andininy 181/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 179–183. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers