Al-A'raf · 182/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
وَالَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا سَنَسْتَدْرِجُهُم مِّنْ حَيْثُ لَا يَعْلَمُونَ ۝١٨٢
Wallazeena kazzaboo bi Aayaatinaa sanastadrijuhum min haisu laa ya`lamoon
📖 Dikany Malagasy
Ary ireo izay milaza fa lainga ireo fanambarany, dia ho tarihinay miandalana mankany amin’ny lalana tsy fantany izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 180-184 — Surah Al-A'raf

180وَلِلَّهِ الْأَسْمَاءُ الْحُسْنَىٰ فَادْعُوهُ بِهَا ۖ وَذَرُوا الَّذِينَ يُلْحِدُونَ فِي أَسْمَائِهِ ۚ سَيُجْزَوْنَ مَا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Ary an’I Allah ireo anarana tsara indrindra. Ka antsoinareo amin’izany Izy, ary avelao ireo izay maniratsira ny anarany, hahazo ny valin’asa izay nataony izy ireo.
181وَمِمَّنْ خَلَقْنَا أُمَّةٌ يَهْدُونَ بِالْحَقِّ وَبِهِ يَعْدِلُونَ
Ary nisy tamin’ireo izay noharianay no vahoaka izay mitarika araka ny fahamarinana, ka amin’izany no anaovany ny rariny.
182وَالَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا سَنَسْتَدْرِجُهُم مِّنْ حَيْثُ لَا يَعْلَمُونَ
Ary ireo izay milaza fa lainga ireo fanambarany, dia ho tarihinay miandalana mankany amin’ny lalana tsy fantany izy ireo.
183وَأُمْلِي لَهُمْ ۚ إِنَّ كَيْدِي مَتِينٌ
Ka omeko fe-potoana izy ireo , fa azo antoka tokoa ny tetiko !
184أَوَلَمْ يَتَفَكَّرُوا ۗ مَا بِصَاحِبِهِم مِّن جِنَّةٍ ۚ إِنْ هُوَ إِلَّا نَذِيرٌ مُّبِينٌ
Moa ve tsy nandinika izy ireo ? Tsy misy adalana akory amin’ny naman’izy ireo , tsy inona akory Izy afa-tsy Mpampitandrina miharihary ihany.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
182Andininy

Fandikana — Al-A'raf 182

Surah Al-A'raf Andininy 182 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ireo izay milaza fa lainga ireo fanambarany, dia ho…

Surah Andininy 182/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 180–184. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers