Al-A'raf · 183/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
وَأُمْلِي لَهُمْ ۚ إِنَّ كَيْدِي مَتِينٌ ۝١٨٣
Wa umlee lahum; inna kaidee mateen
📖 Dikany Malagasy
Ka omeko fe-potoana izy ireo , fa azo antoka tokoa ny tetiko !

🎧 Henoy


📜 Andininy 181-185 — Surah Al-A'raf

181وَمِمَّنْ خَلَقْنَا أُمَّةٌ يَهْدُونَ بِالْحَقِّ وَبِهِ يَعْدِلُونَ
Ary nisy tamin’ireo izay noharianay no vahoaka izay mitarika araka ny fahamarinana, ka amin’izany no anaovany ny rariny.
182وَالَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا سَنَسْتَدْرِجُهُم مِّنْ حَيْثُ لَا يَعْلَمُونَ
Ary ireo izay milaza fa lainga ireo fanambarany, dia ho tarihinay miandalana mankany amin’ny lalana tsy fantany izy ireo.
183وَأُمْلِي لَهُمْ ۚ إِنَّ كَيْدِي مَتِينٌ
Ka omeko fe-potoana izy ireo , fa azo antoka tokoa ny tetiko !
184أَوَلَمْ يَتَفَكَّرُوا ۗ مَا بِصَاحِبِهِم مِّن جِنَّةٍ ۚ إِنْ هُوَ إِلَّا نَذِيرٌ مُّبِينٌ
Moa ve tsy nandinika izy ireo ? Tsy misy adalana akory amin’ny naman’izy ireo , tsy inona akory Izy afa-tsy Mpampitandrina miharihary ihany.
185أَوَلَمْ يَنظُرُوا فِي مَلَكُوتِ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَمَا خَلَقَ اللَّهُ مِن شَيْءٍ وَأَنْ عَسَىٰ أَن يَكُونَ قَدِ اقْتَرَبَ أَجَلُهُمْ ۖ فَبِأَيِّ حَدِيثٍ بَعْدَهُ يُؤْمِنُونَ
Moa ve tsy mba nandinika ny fanjakan’ireo lanitra sy ny tany izy ireo, sy ny zava-drehetra noharian’I Allah, angamba efa akaiky ny fotoam-piafaran’izy ireo ? Fa inona koa àry no teny hinoan’izy ireo aorian’izany ?
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
183Andininy

Fandikana — Al-A'raf 183

Surah Al-A'raf Andininy 183 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka omeko fe-potoana izy ireo , fa azo antoka tokoa…

Surah Andininy 183/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 181–185. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers